
24/09/2025
🟣🟡VAOVAO TSARA HO FANTATR'IREO MPIANATRA LIANA NY HIDITRA ATO AMIN'NY FAKIOLTEN'NY SIANSA ANTANANARIVO.🟣🟡
🤔 Ny fomba fidirana ato:
📝 "SÉLECTION DE DOSSIERS"
🧠 Série Scientifiques (Étrangers, S,C,D, Techniques(*))
(*)Secteur Industriel, Secteur Génie Civil, Secteur Agricole
🟣MIZARA ROA NY VOCATIONS 🟡
1️⃣ ACADÉMIQUE
2️⃣ PROFESSIONNALISANTE (Formation Payante)
⏳Avoaka tsy ho ela eto ny vaovao mahakasika ny fomba fandefasana "DOSSIERS" sy fisokafany izany amin'ny fomba Ofisialy.
🤝Manasa anao anaraka hatrany ny Pejy fa eto irery ny vaovao Ofisialy mahakasika ny FAKIOLTEN'NY SIANSA ANTANANARIVO no mivoaka.
📸 Faculté des sciences Antananarivo