Nation Changer Madagascar

Nation Changer Madagascar Nation Changer est la page officielle de l'émission NATION CHANGER

15/05/2025

21/01/2025

CONCOURS PHOTO 😍ZAZAH FENO HAFALIANA🥰

Miampita aminao ve ny hafalian'ny zazah an'i Fanantenana Andriamamonjy?

🟣Raha te hanohana azy ianao ao anatin'izao fifaninanana izao dia:

1- Clikeo ilay sariny

2- Asio "reaction j'aime" io sariny io raha tianao

3- Mi's'abonneva amin'ny pejy Mianatra Mahomby mba hahatonga ny vote-nao handaitra

4- Raha te hanohana azy ianao dia partageo tsy misy fetra ny sariny mba hahatonga ny hafa hanohana azy ihany koa

Tsara ity sary ity 🙂

20/08/2024

📣 Fifampizarana fahalalana sy traikefa : 2ème édition

📌 Maniry ianao hametraka tantara tsara eo anivon'ny Kaominina niavianao?

📌 Mety koa ianao hoe tsy nieritreritra hirotsaka fa mba te-hampitombo fahalalana sy fahaizana;

✅ Natao ho anao ity fiofanana "spéciale" sy avo lenta ity, fanazavana fanampiny etsy amin'ny Kaomantera etsy ambany;

FISORATANA ANARANA :
☎️Antsoy ny laharana: +261324785893
📧 Email: [email protected]
🔘 Na koa manatona ao amin'ny ESM Ampandrana


📣 Fifampizarana fahalalana sy traikefa : 2ème édition📌 Maniry ianao hametraka tantara tsara eo anivon'ny Kaominina niavi...
12/08/2024

📣 Fifampizarana fahalalana sy traikefa : 2ème édition

📌 Maniry ianao hametraka tantara tsara eo anivon'ny Kaominina niavianao?

📌 Mety koa ianao hoe tsy nieritreritra hirotsaka fa mba te-hampitombo fahalalana sy fahaizana;

✅ Natao ho anao ity fiofanana "spéciale" sy avo lenta ity;

FISORATANA ANARANA :
☎️Antsoy ny laharana: +261324785893
📧 Email: [email protected]
🔘 Na koa manatona ao amin'ny ESM Ampandrana


10/06/2024
27/02/2024

🛑 Mba ho Solombavam-bahoaka sy "Assistant Parlemantaire" VONONA sy VANONA, tena hiady ho an'ny soa ny mpiray tanindrazana;

🛑 2 andro no iarahantsika ifampizarana torolalana sy traikefa ho an'ireo hirotsaka Solombavam-bahoaka;

✅Ireo Mpampiofana sy ireo mpizara mendrika; voafantina sy ampy traikefa;
✅ "Attestation de formation" misy;
✅ "Support de formation" efa vonona;
✅ Sakafo matsiro sy ara-pahasalamana;
✅ Toeram-piofanana madio sy mendrika;
✅ Parking malalaka;

Tongava soa hifampizara sy hianatra!

NB: Tsy anavahana antoko Politika na Fikambanana
-----------------------------------------

FISOROTANA ANARANA:
✅Antsoy ny laharana : +261324785893
✅Na mandefasa mailaka : [email protected]
✅Na koa manatonà ao Ampandrana


21/02/2024

Ho vahinin'i GASCAR Fenosoa anio Alarobia 21 Febroary 2024 @ 9 Ora alina ao @ Fandaharana
༺ L’INVITE DU JOUR ༻:
👉 Fidy RANAIVOSON - DGA Cotisse Transport - DGA Maki Andohatapenaka sy Annicet ZAFIDAHY - Fondateur LCM Madagascar - Conférencier en Leadership et Education holistique

Arahanao mivantana ao @ Canal TV 30UHF/543.25Mhz, ny Onjampeo Real94 FM, Pejy Facebook : Real TV Madagasikara sy ny pejy Real Tv Madagasikara Live ary ny Youtube " Real Tv Madagasikara" aorian'ny fampahalalam-baovao.
Hanasàna anao hanaraka izany.

19/02/2024
📣📣 Andro vitsy sisa no isainaIreo izay efa nisoratra anarana rehetra dia entanina hameno ny dossier-any alohan'ny Zoma 0...
06/02/2024

📣📣 Andro vitsy sisa no isaina

Ireo izay efa nisoratra anarana rehetra dia entanina hameno ny dossier-any alohan'ny Zoma 09 Febroary 2024 @ 02 Ora tolakandro;

1) CV milaza ny mombamomba anao;
2) Photocopie CIN;
3) Sary tapaka;
4) Ny saram-piofanana feno aterina miaraka @ dossier feno ao @ ESM Ampandrana na alefa Orange Money.

Ireo " dossiers d' inscription" koa afaka alefa email @ [email protected]

FISORATANA ANARANA:
☎️Antsoy ny laharana: +261324785893
💌 Email: [email protected]
▶️ Na koa manatona ao @ ESM Ampandrana;

02/02/2024

❤️🥰
18/01/2024

❤️🥰

📣📣 Andro vitsy sisa no isaina,
Ireo izay efa nisoratra anarana rehetra dia entanina hameno ny dossier-any alohan'ny Zoma 09 Febroary 2024 @ 02 Ora tolakandro;

1) CV milaza ny mombamomba anao;
2) Photocopie CIN;
3) Sary tapaka;
4) Ny saram-piofanana feno aterina miaraka @ dossier feno ao @ ESM Ampandrana na alefa Orange Money.

Ireo " dossiers d' inscription" koa afaka alefa email @ [email protected]
__________________________

📌 Ao am-ponao ny ho lasa Ben'ny Tanana sy Mpanolotsaina mahomby e?

📌 Maniry ianao hametraka tantara tsara eo anivon'ny Kaominina niavianao?

📌 Mety koa ianao hoe tsy nieritreritra hirotsaka fa mba te-hampitombo fahalalana sy fahaizana;

Natao ho anao ity fiofanana "spécial" sy avo lenta ity ary tsy anavahana loko politika;

👉 Ben'ny Tanana miisa fito (7)
👉 Mpanolotsaina sy "Experts" miisa fito (7)
no hifandrimbona hizara ny FAHALALANA + TRAIKEFA nahombiazany avy mandritra ny telo andro;

Ankoatran'izay hisy "surprises" hafa, ao mahita izy;

FISORATANA ANARANA:
☎️Antsoy ny laharana: +261324785893
💌 Email: [email protected]
▶️ Na koa manatona ao @ ESM Ampandrana;




Address

Besarety
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nation Changer Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Nation Changer Madagascar:

Share