03/09/2026
๐ข๐ ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐บ๐ถ๐น๐ฎ ๐ด๐ฎ๐๐ ๐บ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐ป'๐ฎ๐ฑ๐ ๐๐ฎ๐ป๐ ๐จ๐ธ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฒ
Vaovao mampalahelo no re omaly fa misy tovolahy malagasy iray maty an'ady any Ukraine.
Niasa tao amin'ny Mercy Ships izy tamin'ny 2024. Avy eo, niditra ho miaramila rosianina.
Nalefa niady any Ukraine ary namoy ny ainy, hoy ny havany sy ireo akaiky azy.
Skispass Atm