
01/05/2025
mampalahelo 🥺...
Ho an'ny génération 90 dia mahafantatra azy tsara.
Mura khan channa izay fantatra tamin'ny Lo**ta.
Mbola tsy manana vaovao tena Marina mahakasika ny tena anton'ny fahafatesana moa hatreto fa dia mirary fihononana feno.
Nisesy tokoa ny fahoriana tato ho ato izay. Tsy misy mahalala izay ampitso.