HENTS Rh-Music

HENTS Rh-Music Dj Ambianceur, disponible pour tout type d'évènements comme le Mariage, Fiançailles, anniversaire, etc

Rehefa le nandefa BPM 100 za...izy anefa nangataka BPM 145 alefa zao de zao😴.Za amn'io manao solomaso😂😂.Mankahery antsik...
11/10/2025

Rehefa le nandefa BPM 100 za...izy anefa nangataka BPM 145 alefa zao de zao😴.Za amn'io manao solomaso😂😂.
Mankahery antsika rehetra amin'ny zava-misy ankehitriny.Courage fôna👊💖💪

😢Ilay mahery fo.😢
11/10/2025

😢Ilay mahery fo.😢

Izy ilay miaramila lavo noho ny hetraketraky ny zandary

Tsisy ambara fa mankahery ho an'ireo izay niharan'ny fandrobana sy ireo izay namohy havana. Miray foa @ Malagasy rehetra...
26/09/2025

Tsisy ambara fa mankahery ho an'ireo izay niharan'ny fandrobana sy ireo izay namohy havana. Miray foa @ Malagasy rehetra🙏

😅Ary ra mody manao inviter d mody2 misakafo fa tsy misakafo ariva any😂😂.Zay👊asio valeur ny asanao sy ny asan'ny hafa✅. M...
23/09/2025

😅Ary ra mody manao inviter d mody2 misakafo fa tsy misakafo ariva any😂😂.
Zay👊asio valeur ny asanao sy ny asan'ny hafa✅. Mirary soa🙏

Sabotsy 13 Septembre nahafinatitra niaraka Ram'Art sound 🔥3èm souvenir😊 ✅Sortie de Prom, OMC M/scar Ambatoroka.✅Animatio...
15/09/2025

Sabotsy 13 Septembre nahafinatitra niaraka Ram'Art sound 🔥3èm souvenir😊
✅Sortie de Prom, OMC M/scar Ambatoroka.
✅Animation DJ
Misaotra ny OMC sy Ny Toky Ramaroson

12/09/2025

Good feeling, good vibes fa nisy indro kely😂😅😂. Comme d'habitude😴
Bonne weekend daholo ndray🔥

Aleo ande ny fety fa efa izy reny eh💪😁Ny zava-miseho any ho any amizao ora izao😁
30/08/2025

Aleo ande ny fety fa efa izy reny eh💪😁
Ny zava-miseho any ho any amizao ora izao😁

Efa commence ny aty Kenya ah nenareo sisa😂😂😅Mirary soa ho an'ny ekipa Barea de M/scar, miara-manohana,  bonne ambiance h...
30/08/2025

Efa commence ny aty Kenya ah nenareo sisa😂😂😅
Mirary soa ho an'ny ekipa Barea de M/scar, miara-manohana, bonne ambiance ho antsika rehetra🔥👊
ALEFA BAREA💪

Ny omaly alina 📅29Ambiance alohan'ny Match Finale😊-Aniverssaire🎂-Animation DJ😊-Gd Salle ES-DES Ankadivato
30/08/2025

Ny omaly alina 📅29
Ambiance alohan'ny Match Finale😊
-Aniverssaire🎂
-Animation DJ😊
-Gd Salle ES-DES Ankadivato

Mardi dérnier, 19 Août 2025Mba niova kely tsy tohy ny mahazatra😊.Mba nampadihy famadihan-drazana tany Antanifotsy tanin-...
21/08/2025

Mardi dérnier, 19 Août 2025
Mba niova kely tsy tohy ny mahazatra😊.
Mba nampadihy famadihan-drazana tany Antanifotsy tanin-drazana tany☺. Nafana tsara😁🔥.

Dimanche 03-08-2025📆- Préstation Baptême- Ambohinome Anjimakely Ivato
04/08/2025

Dimanche 03-08-2025📆
- Préstation Baptême
- Ambohinome Anjimakely Ivato

Fête de l'indépendance à Ankazobe Ville.Vita soamantsama, mankasitraka, retour tana amzay😊🚚✅Animation podium    Ambohiba...
27/06/2025

Fête de l'indépendance à Ankazobe Ville.
Vita soamantsama, mankasitraka, retour tana amzay😊🚚
✅Animation podium


Ambohibao

Address

Ambohibao
Antananarivo

Telephone

+261325330779

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HENTS Rh-Music posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to HENTS Rh-Music:

Share

Category