24/07/2025
Bien dit👍
Mialohan'ny hividiananao karazana produits hoataonao amin'ny volonao (lohanao)...
-Mialohan'ny hividiananao mega hi-telecharger-nao coupe-mbolo amin'ny internet....
-Ovina kay ianao no nividy sy namaky boky farany?
-Ovina ianao no nampiana-tena farany?
-Ovina ianao no nampiditra fahalalana tao an-dohanao farany?
-Ovina ianao no nanao investissement tao anatinao farany?
Tadidio fa ny vrai valeur-nao dia ny ao anatinao ao fa tsy ny ety ivelany.
Tsara ny manatsarana ny extérieur fa fahendrena kokoa ny manao investissement amin'ny intérieur.
Namana,
-Fantaro ny priorité.
Aleo manana loha feno karazana fahalalàna toy izay manana loha feno karazana produits.
Aleo manana loha voatefy toy izay manana loha tsara hety.
Ry zazavavy,
Tsara kokoa ny miaraka amina lehilahy mavita mandany vola mampianatra anao, manosika anao hianatra, mi-payer ny fianaranao toy izay miaraka amina lehilahy mahavidy produits sy tissages ary postiches atao amin'ny loha vide-nao.
Ndao hanova zavatra