To Be Misaotra anao manaraka ny pejiko❤️

19/02/2026

Nahita kopikole Big mj za , aona ny hevitrareo mitovy ve🥰🥰😅

Mon trésor ❤️Chaque instant à tes côtés est une bénédiction que la vie m’a offerte 💫Ta présence apaise mon âme et illumi...
18/02/2026

Mon trésor ❤️
Chaque instant à tes côtés est une bénédiction que la vie m’a offerte 💫
Ta présence apaise mon âme et illumine mes journées comme un soleil qui ne s’éteint jamais ☀️
Quand je pense à nous, mon cœur déborde d’une tendresse infinie 💓
Tu es mon refuge, ma force, mon sourire même dans les jours les plus gris 🌈
Depuis toutes ces années, tu es celui qui fait vibrer mon monde 🔥
Avec toi, j’ai découvert un amour profond, pur et sincère, un amour qui me fait grandir chaque jour 🌹
Merci d’être une petite fille incroyable, patient, attentionné, aimant 🥹
Merci de me choisir encore et encore, de construire avec moi cette belle histoire qui ne cesse de s’écrire 📖❤️
Je t’aime d’un amour vrai, solide et passionné 💍
Un amour qui ne connaît ni limite ni fin, un amour qui porte ton nom à chaque battement de mon cœur 💎👑
Parce que mon bonheur commence et finit avec toi ❤️

JESOSY IHANY NO REHAREHAKO ❤️‍🔥Ny maha toy izao ahy tsy za, tsy olona, tsy noho ny hezako na zavatr'hafa fa noho ny FAMI...
08/02/2026

JESOSY IHANY NO REHAREHAKO ❤️‍🔥
Ny maha toy izao ahy tsy za, tsy olona, tsy noho ny hezako na zavatr'hafa fa noho ny FAMINDRAM-PONY sy FAHASOAVANY ☝️
Go...🥰😘

MANGIDY RANONY Tsy hita efa ela ianao dia izao vao tafaverina Niverina avy tany anefa  lasa tia mitrerona Ianao anie nan...
16/01/2026

MANGIDY RANONY

Tsy hita efa ela ianao dia izao vao tafaverina
Niverina avy tany anefa lasa tia mitrerona
Ianao anie nande , fa tamin’ tsika tsy nisy olana!
Dia nilaza ianao fa hoe : “tara fadi-bolana” 😆
Ka io fa bara roa , fa namokatra ny kary
Dia arabaina ony za fa nahay nitoto vary 😁
(Satria raha ny fitilina dia hahitana sary )..
Vary avy taiza aloha ilay tinao ho lazaina? 🤔
Dia laona an’iza ihany koa ilay tinao tantaraina
Za anie ry tiana ka mbola zaza be tsy tsikoko
Ka azo antoko fa hoe : mbola tsy mahay manoto
(Ka aza dia mamandrika tsy misy porofo ❌)..
Sa ve hoe tanaty nofy? 🌙
De tany aho no niezaka nanakatra ilay kintana
Dia iny ianao mitondra tapakila hoe: “zaho ilay tsara vintana”
(Fa votelin’le trondro hatramin’ny lelam-pitana🐟)..
Mahagaga ihany zany! 😮
Hoe za ilay hendry kely tia lazainao f’efa tany 🤓
Aza mirediredy fa ndeha jereo ilay marika
Fa tsy aty anaty fibata no ande hitady karpa
Sady za anie ry piso ka mbola miala sakana 😅
Rehefa vitæ mariage vao hande hihina kankana
(Dia amin’izay vao hande lakana 🚣).

Lucas Mendrikiniainä✍️

Efa vonona za hanao kopikole Rootsman , Iza nareo mba manohana a? 🤪🤣
13/01/2026

Efa vonona za hanao kopikole Rootsman ,
Iza nareo mba manohana a? 🤪🤣

04/01/2026

Vernis anareo vevavy io foana 🤣😅

02/01/2026

Vu ze mahita😂😅

28/12/2025

Mifarana ny taona mbola mamilafila ihany 🤣🤣🤣
fans

Hifarana ity ny taona ka ra.manana olana amiko ianao dia tonga dia ataovy Totondry 😅🤣.Sangisangy zany fa zao , ra misy o...
20/12/2025

Hifarana ity ny taona ka ra.manana olana amiko ianao dia tonga dia ataovy Totondry 😅🤣.
Sangisangy zany fa zao , ra misy olona hananao halaelo na manana halaelo aminao , dia aoka nareo hifamela amzay , aoka mba taona vaovao tsy misy fahavalo ianao amin’ny taona 2026 ,
Zay dia bonne journee 🥰😍😘 ,
Merci pour les 32K😅

12/12/2025

Tsy aiko ilay danse de aleoko mijery fotsiny😁🤣🥰

Tongava aminao araky izay hirin’ny fonao 🥰😘 fans
09/12/2025

Tongava aminao araky izay hirin’ny fonao 🥰😘
fans

Address

67
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when To Be posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share