Tia Zara

Tia Zara Hey👋

Pierre oeil de tigre 🐯👉Boucle d’oreille 🌹👂💫👉Collier 💎📿✨👉Bracelet ⛓️💫🪬inona avy mo no tena asany:Œil de tigre 🌟🧿 – 👉Vato ...
17/09/2025

Pierre oeil de tigre 🐯
👉Boucle d’oreille 🌹👂💫
👉Collier 💎📿✨
👉Bracelet ⛓️💫🪬

inona avy mo no tena asany:
Œil de tigre 🌟🧿 –
👉Vato fiarovana sy hery 💪🛡️,
👉manampy amin’ny fahakingana 🧠,
👉vintana sy harena 💰,
👉ary fahatokisana tena ✨.
👉Tena manamaivana ny rarin-tsaina na ny stress ihany koa izy🙂

Ko inona Ary no andrasana fa tsy aleo ve manandrana toy izay tantaraina e🥰

Alefao mp Ary ny commande -nao🙂

🔆 ✨ Solar Light 10W – Panneau kely multifonction ✨ 🔆Ataovy mora sy maivana ny fiainana amin’ny angovo avy amin’ny masoan...
01/09/2025

🔆 ✨ Solar Light 10W – Panneau kely multifonction ✨ 🔆

Ataovy mora sy maivana ny fiainana amin’ny angovo avy amin’ny masoandro!
Ity Solar Light 10W ity dia mety tsara ho an’ny tokantrano, toerana ambanivohitra na rehefa misy coupure.

☀️ Toetoetra:
🔋 Misy panneau solaire kely – mandeha amin’ny masoandro, tsy mila courant.
💡 Misy ampoule 1 mamirapiratra, ampy handrehitra efitra na ivelany.
📱 Misy câble Android type D tafiditra, ahafahana mi-charge téléphone mivantana amin’ilay panneau.
⚡ Maharitra ela rehefa voa-charge tsara.
👜 Mora entina – tonga lafatra amin’ny trano, camping, voyage.

🌟 Tombony:
✅ Mitsitsy vola sy angovo
✅ Mora ampiasaina
✅ Madio sy maharitra

💰 Vidiny : 15 000 Ar

📞 Téléphone : 038 13 673 61

🔶 ✨ Collier & Bracelet Œil de Tigre ✨Ampidiro ao amin’ny fiainanao ny hatsaran-tarehy sy hery miaraka amin’ity💎 Œil de T...
01/09/2025

🔶 ✨ Collier & Bracelet Œil de Tigre ✨

Ampidiro ao amin’ny fiainanao ny hatsaran-tarehy sy hery miaraka amin’ity
💎 Œil de Tigre ity
🔒 Fiarovana – miaro amin’ny angovo ratsy sy famosaviana.
💪 Fahatokisana – manampy hanamafy ny courage sy ny finoana tena.
☯️ Fitoniana – manampy hifandanja ara-tsaina sy ara-pihetseham-po.

📿 Collier:

Forme Cœur ❤️ → manambara fitiavana sy firaisankina.

Forme Pointe 🔻 → manome hery sy fiarovana, tonga lafatra ho an’ny lehilahy sy vehivavy.

📿 Bracelet: manampy angovo tsara eo am-pelatananao isan’andro.

🌟 Unisexe – mety tsara ho an’ny lehilahy sy vehivavy.
🎁 Fanomezana lavorary ho an’ny olon-tiana na ho an’ny tena.

💰 Vidiny :
📿 Bracelet : 15 000 Ar
📿 Collier (Cœur ❤️ na Pointe 🔻) : 7 000 Ar
✨ Lot Collier + Bracelet : 20 000 Ar

📞 Téléphone : 038 13 673 61

Manomboka @ 15.000ar ireto sac à dos frip ireto an🎒👍Misy ho an'ny:     ✅ mpianatra (na kely na lehibe)     ✅ mpiasa(iton...
28/07/2025

Manomboka @ 15.000ar ireto sac à dos frip ireto an🎒👍
Misy ho an'ny:
✅ mpianatra (na kely na lehibe)
✅ mpiasa(itondrana ordi)
✅reny mitaiza kely
✅mpandeha voyage(GM)
Prix efa eo @ sary tsirairay an

́s

Manomboka @15.000 ar ireto an👍     ✅Misy hoentina mianatra🎒,     ✅hoentina miasa🖥️,     ✅ hoentina mi-voyage 🚎     ✅ho a...
21/07/2025

Manomboka @15.000 ar ireto an👍
✅Misy hoentina mianatra🎒,
✅hoentina miasa🖥️,
✅ hoentina mi-voyage 🚎
✅ho an'i Mamans mitondra zazakely🧑‍🍼
Efa eo @ sary daholo ny prix an
Mp ary na 📞0347437704

Sac a dos 🎒frip sans défaut 👍GM 44*30cmCouleur gris40000ar
16/07/2025

Sac a dos 🎒frip sans défaut 👍GM
44*30cm
Couleur gris
40000ar

🎒🎒 cartables indray ary🎒🎒Mandalo ihany ireto kitapon'ankizy mora 😱👍ireto ka araraoty,fa ho lafo io raha akaiky hiditra n...
10/07/2025

🎒🎒 cartables indray ary🎒🎒
Mandalo ihany ireto kitapon'ankizy mora 😱👍ireto ka araraoty,fa ho lafo io raha akaiky hiditra ny mpianatra vao hividy ianao😊
Tsy misahirana 🤦sy mandany fotoana hitady eraky ny tanàna intsony ianao
Prix 20.000ar daholo
Mp ary na 📞0347437704

 andro mangatsika be izao dia tena ilaina ny misotro rano mafana🍵👍isanan'andro mba anoherana ny aretina🧑‍⚕️😊indrindra ny...
07/07/2025

andro mangatsika be izao dia tena ilaina ny misotro rano mafana🍵👍isanan'andro mba anoherana ny aretina🧑‍⚕️😊indrindra ny gripa,sery,......
Tena mety be ho an'ny vao tera-bao 🧑‍🍼🧑‍🍼koa an
Ity ary ny vaha-olana👍😉
Thermos 3L be zao😱,maharitra 24h mbola mamay be ny rano ao anatiny
Mafy tsara👍 satria tsy Thermos plastique fa vy
Koa inona ndray ary no andrasana?fa alefaso mp ny commande
Prix 40.000ar
Manao livraison izahay an

Tirelire tsara kely avec cadena et la clé,mp izay liana anPrix 12.000ar
05/07/2025

Tirelire tsara kely avec cadena et la clé,mp izay liana an
Prix 12.000ar

Iza avy ilay jejojejo kely oooo😊?mba te ho manjamanja💃👄👁️ndray,Na lehibe na kely dia mety fona an😘Palettes de maquillage...
03/07/2025

Iza avy ilay jejojejo kely oooo😊?mba te ho manjamanja💃👄👁️ndray,
Na lehibe na kely dia mety fona an😘
Palettes de maquillages indray ary zao
-misy maquillages🎨 maromaro
-misy fond de teint 🖌️
-misy fitaratra 🪞
Otran'ny boky📕📖 kely ny endriny
Alefaso ary ny commande
Prix 15.000ar

Tirelire mafatifaty kely ty ry reto a😱👍😘Boîte 🗳️ miaraka @ la clé 🗝️ sy cadena 🔒 masosotra kely 👍       -Mety atao cadea...
03/07/2025

Tirelire mafatifaty kely ty ry reto a😱👍😘
Boîte 🗳️ miaraka @ la clé 🗝️ sy cadena 🔒 masosotra kely 👍
-Mety atao cadeau 🎁 (ex: anniversaire)
-Mety atao boitin-drakitra💵💰
-Mety atao boîte à cadeau 🎁 (ex:asiana montre ⌚, bijoux 📿,......)
-Mety atao haingon-trano 🏩
-Mety ho an'ny ankizy sy ny olon-dehibe koa an😱👍
Prix 12.000ar💶💵
Alefaso mp ary ny commande-nao sao tara an😉😘

Na dia vacance aza ny andro dia ilan'ny ankizy ny mamerin-desona mba tsy havery ny fitadidiany👍   Tableau éducatif, blan...
01/07/2025

Na dia vacance aza ny andro dia ilan'ny ankizy ny mamerin-desona mba tsy havery ny fitadidiany👍
Tableau éducatif, blanc ny aloha ary alphabet 🆎 sy vocabulaires en anglais maromaro ny aoriana 😱👍
Efa misy feutre miaraka aminy an👍
Couleurs rose 🌷 et bleu ❄️
Manao livraison ihany koa izahay an👍
prix 20.000ar💵💶
Mp ary raha mila ianao

Address

Talatamaty
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia Zara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share