Diplomada

Diplomada Malagasy misokatra amin’ny vaovao ivelany 🌏🇲🇬

03.02.2026 🚨 Voadaroka ny baomba ny ambasady amerikanina ao Riyad, Arabia Soadita.Nanambara ny filoha amerikanina D. Tru...
03/03/2026

03.02.2026 🚨 Voadaroka ny baomba ny ambasady amerikanina ao Riyad, Arabia Soadita.

Nanambara ny filoha amerikanina D. Trump fa hietsika.

Inona no hitranga manaraka? Araho ny pejy

03.02.2026 👔 ALLIANCES - Nanambara ny praiminisitra Belza Bart De Wever fa mankatoa ny fanapaha-kevitry ny filoha frants...
03/03/2026

03.02.2026 👔 ALLIANCES - Nanambara ny praiminisitra Belza Bart De Wever fa mankatoa ny fanapaha-kevitry ny filoha frantsay Emmanuel Macron momban’ny fanamafisana aram-piarovana eo amin’ny tany Europeanina.

Marihina moa fa ora vitsy alohan’izay dia nanao fanambarana ny filoha fa hanitatra ny tahirin’ny fitaovam-piadiana nokleary ananany i Frantsa, ary misokatra amin’ny fametrahana fitaovam-piadiana nokleary manerana an’i Eoropa.

Ho mafy ny raharaha ve hoy ianao?

03/03/2026

03.02.2026 📺 “Nankaiza ny praiminisitra Israelianina?” Maro no nanontany.

Naneho fanambarany i Praiminisitra Benjamin Netanyahu tamin’ny “média” amérikanina manoloana ilay mpanolotra antsoina hoe Sean Hannity, toy izao ny fanambarany :

Mila mihetsika, ary mila filoha hentitra sy tapa-kevitra ohatran’i Presida Donald J. Trump handray andraikitra?

Ahoana ny hevitrao? Inona ny fepetra manaraka ho raisin’i Trump?

Araho ny pejy

03/03/2026

03-02-2026 🚨Vita tanteraka i Israely amin’izao ora izao. Tsy Jerosalema sy Tel-Aviv ihany no voadarika ny baomba fa ny firenena iray manontolo.

Ahoana hoy ianao? Inona no hitranga manaraka? Hamaly faty ho an’i Israely ve ny Etazonia?

Araho ny pejy

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00
Saturday 08:30 - 17:00
Sunday 08:30 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Diplomada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category