Ny Laps-Time-Line. News

Ny Laps-Time-Line. News Nouvelle vision pour une toute autre point de vue

23/06/2024
23/06/2024
20/06/2024

DRSP ANALAMANGA / CSP ITAOSY : LEHILAHY IRAY SY NY SAKAIZANY NANGALATRA FINDAY NANDRITRA NY FANADINANA ARA-PANATANJAHATENA BAKALOREA NALEFA ENY ANTANIMORA

✅️ Lehilahy 25 taona sy ny sakaizany no voasambotry ny Polisy ny Alatsinainy 17 jona 2024 teny amin'ny sekoly St Michel Itaosy noho ny resaka fangalarana findain'ireo mpanao fanadinana ara- panatanjahatena Bakalorea.

👮👮 Polisy misahana ny fiambenana mandritra ny fanadinana ara-panatanjahatena Bakalorea no nahatsikaritra azy ireo misava ny kitapon'ny mpianatra. Nosamborina avy hatrany izy roa ary hita teny aminy ny 📱📱finday maromaro.

🚨 Natolotra ny Fampanoavana ny talata 18 jona 2024 ny raharaha ka nampidirana am-ponja vonjimaika izy roa ireto.

Rina RANDRIAMASINORO - SG TIMNohalavaina 24 ora indray ny fitazomana ny SGTIM Tahiry Ny Rina Randriamasinoro ao Fiadanan...
03/10/2023

Rina RANDRIAMASINORO - SG TIM

Nohalavaina 24 ora indray ny fitazomana ny SGTIM Tahiry Ny Rina Randriamasinoro ao Fiadanana.
Mipetraka ny fanotaniana hoe inona no antony ? Raha ny fanazavana nataon'ny mpisolovava azy dia tsy misy ny heloka tokony hitazomana azy. Dia miandry ny fivoaran'ny toedraharaha ny rehetra. Ny fitakiana ny fivoahany amin'izao dia tsy mitsahatra mitaky izany ny mpiray antoko aminy TIM sy ny collectif des candidats

©Nalaina tao amin'ny pejin'i Arphine RAHELISOA

03/10/2023

03-10-2023
Hitohy rahampitso indray ny hetsika fanoherana ny firosoana amin'ny fanatanterahana ny fifidianana. Hetsika tarihin'ireo kandida ho filoham-pirenena 11.

Raha tsiahivina dia ireto teboka ireto no fototry nyhetsiky ny kandida 11.
-Tsy fanekena ny firotsahan-ko fidian'Atoa RAJOELINA Andry
-Ny fangatahana ny fanofana nh rafitry ny CENI mijoro amin'izao fotoana
-Tsy faneken'izy ireo ny fiaraha-mitantan'ny mpikambana eo anivon'ny governemanta izay tarihin'ny Praiminisitra Ntsay CHRISTIANT amin'izao ankatoky ny fifidianana izao.

Nifanindran-dalana tamin'izany kosa ny fihaonambe niarahan'ny kandida RAJOELINA Andry tamin'ireo mpiara-dia aminy tetsy amin'ny QG-ny teny Ivandry.

🏣Androany ihany koa no nanao fanambarana tetsy Ampandrana ny teo anivon'ny FFKM. Nohamafisin'izy ireo tamin'izany ny fiantsoana ny fitoniana hatrany eto amin'ny firenena.

Niroso nankeny Anosy izy ireo niaraka tamin'ny mpanara-dia azy. Nanoloana ny lampan'ny fitsaràna Anosy kosa izy ireo no niverina rehefa voasakan'ny mpitandro ny filaminana.

Tonga nanotrona izany ireo kandida 11 mivondrona amin'izao hetsika misy eto amn'ny firenena izao. Tsy tonga teny an-toerana ary tsy nandefa solontena kosa ny avy amin'ny Kandida RAJOELINA Andry.

🏊 JIOI 2023 - Résultats de la seconde journée des finales 400m nage libre, 100m dos, 50m papillon et 100m brasse, 50m na...
27/08/2023

🏊 JIOI 2023 - Résultats de la seconde journée des finales 400m nage libre, 100m dos, 50m papillon et 100m brasse, 50m nage libre paranatation hommes et dames

✅ 400m nage libre dames :
🥇MOREL Alizé (Réunion)
🥈K BIDI Sarah Marie (Réunion)
🥉BATHFIELD Gabrielle (Maurice)

✅ 400m nage libre hommes
🥇DIJOUX Mael (Réunion)
🥈LEBERL Timothy (Maurice)
🥉BACHMANN Simon (Seychelles)

✅ 100m dos dames
🥇MOREL Emma (Réunion)
🥈TEELUCK Anishta (Maurice)
🥉PASSON Felicity (Seychelles)

✅ 100m dos hommes
🥇DESPREZ Pierre Yves (Réunion)
🥈GOVINDEN Kushen (Maurice)
🥉MUSLUN Farhan (Maurice)

✅ 50m papillon dames
🥇MOREL Emma (Réunion)
🥈PASSON Felicity (Seychelles)
🥉RABEJAONA Holy Antsa (Madagascar)

✅ 50m papillon hommes
🥇 RIVIERE Clément (Réunion)
🥈MONCHERRY Adam (Seychelles)
🥉AH YONG Victor (Maurice)

✅ 100m brasse dames
🥇IP HEN CHUNG Tessa (Maurice) 🚨 Record des Jeux battu
🥈GORY-LAURET Mahée (Réunion)
🥉RAZAKATIANA Finaritra (Madagascar)

✅ 100m brasse hommes
🥇RAHARVEL Harivony Jonathan (Madagascar)
🥈LY YING PIN Hans (Maurice)
🥉CHUNG YEE Jonathan (Maurice)

✅ Paranatation 50m nage libre dames
🥇JOOMUN Najiba (Maurice)
🥈RANDRIANALIFERA Fanovosoa (Madagascar)
🥉LINCAR Lunadine (Réunion)

✅ Paranatation 50m nage libre hommes
🥇FAHAD Ahamada (Comores)
🥈GAPPY Frederick (Seychelles)
🥉MOMUS Adriano Joseph (Maurice)

✅ Relais 400m nage libre mixte
🥇 Réunion
🥈 Maurice
🥉 Seychelles

Mitarika hatrany i Madagasikara 🇲🇬 amin'ny filaharana vonjimaika amin'ny fandrombahana medaly.Hatramin'izao ora hanorata...
27/08/2023

Mitarika hatrany i Madagasikara 🇲🇬 amin'ny filaharana vonjimaika amin'ny fandrombahana medaly.

Hatramin'izao ora hanoratana izao dia:
🥇 Nahazo medaly volamena miisa 42 ,
🥈 medaly volafotsy miisa 14,
🥉 ary medaly alimo 14 ny malagasy tao anatin'ny andro 2 nanombohan'ny Lalaon'ny Nosy.

70 hatreto no fitambaran'ny Medaly azon'i Madagasikara.

Address

Analakely
Antananarivo
101

Telephone

+261332331689

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Laps-Time-Line. News posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ny Laps-Time-Line. News:

Share