05/06/2024
Araky ny efa nolazaina dia hiverina amin'izay ity pejintsika ity .Hisy fiovana betsaka ho hita araka izany ,hizara zavatra mahasoa sy fahalalana Kely ho anareo izahay eto☺️ Ankoatr'izay de hisy vokatra isan-karazany ho antsika ✨
( Teneno daholo ary ny namana rehetra hi's'abonne dia afaka zarainareo ihany koa izay mahaliana anareo )🤗
Ka androany de andao isika hanovo fahalalana kely mahakasika ny " beurre de cacao "
** Inona moa izany ?
Ny beurre de cacao dia vokatra azo avy amin'ny cacao mazava ho azy ☺️
Ilay hazo iny no cacao ,ary ny famohany ( fruit- any) antsoina hoe " cabosse" io no ahodina ahazoantsika an'ilay poudre de cacao io 👌
Mbola ho tohizantsika ity resaka beurre de cacao ity ,ho fantaritsika ny vokatsoa entiny ,ny ilana azy sns .
Aza miala @ pejy foana ☺️❤️
'Art