Gasy Radio FM 99.6 MHz

Gasy Radio FM 99.6 MHz Like & Share

 🥳Loha hevitra anio Talata 12 Mars 2024 Ianao ve rehefa mahita vola eny an-dalana dia mandray sa misalasala sa tsy mandr...
12/03/2024

🥳

Loha hevitra anio Talata 12 Mars 2024
Ianao ve rehefa mahita vola eny an-dalana dia mandray sa misalasala sa tsy mandray😊???
Ndao ary eee

 🥳Tratrin'ny Taona vaovao eeee🎊🎊🎊🎉🥳Loha hevitra anio Alatsinainy 11 Mars 2024Ahoana ny fahitanao ny fankalazana ny taom-...
11/03/2024

🥳
Tratrin'ny Taona vaovao eeee🎊🎊🎊🎉🥳
Loha hevitra anio Alatsinainy 11 Mars 2024
Ahoana ny fahitanao ny fankalazana ny taom-baovao Malagasy amin'izao 😊???
Ndao ary eee
Ny vorihasina tsy lavom-pahavalo

 🥳Loha hevitra anio Zoma 08 Mars 2024andron'ny VehivavyInona no raharaha tsy tinao mihitsy ny manao azy sy tinao kosa am...
08/03/2024

🥳
Loha hevitra anio Zoma 08 Mars 2024andron'ny Vehivavy
Inona no raharaha tsy tinao mihitsy ny manao azy sy tinao kosa amin'ny maha vehivavy anao🙈😊???
Ndao ary eee

 🥳Loha hevitra anio Alakamisy 07 Mars 2024???Inona no azo hiafinana kokoa ,marary fo mahalala ny marina sa voafitaka ana...
07/03/2024

🥳
Loha hevitra anio Alakamisy 07 Mars 2024???
Inona no azo hiafinana kokoa ,marary fo mahalala ny marina sa voafitaka anaty fahasambarana😊???
Ndao ary eee

  06 Mars 2024Ndao ndray ary e👇🏻👇🏻@10 hatramin’ny 11ora atoandro📲? 033 10 199 60  -Ankafiziko🎼🎧🎺🎷Alefaso ao am Commentai...
06/03/2024

06 Mars 2024
Ndao ndray ary e👇🏻👇🏻
@10 hatramin’ny 11ora atoandro
📲? 033 10 199 60

-Ankafiziko🎼🎧🎺🎷
Alefaso ao am Commentaire ary ny fangatahan-kira sy fandefasana hafatra e👇🏻

 🥳Loha hevitra anio Alarobia 06 Mars 2024???Inona no tena antony mahatonga ny ankizy ankehitriny miroso aloha loatra ami...
06/03/2024

🥳
Loha hevitra anio Alarobia 06 Mars 2024???
Inona no tena antony mahatonga ny ankizy ankehitriny miroso aloha loatra amin'ny fitiavana😊???
Ndao ary eee

 🥳Loha hevitra anio Talata 05 Mars 2024???Ahoana ny hevitrao amin'ireo vehivavy miloka manao karatra ireny eny anivon'ny...
05/03/2024

🥳
Loha hevitra anio Talata 05 Mars 2024???
Ahoana ny hevitrao amin'ireo vehivavy miloka manao karatra ireny eny anivon'ny fiaraha monina😊???
Ndao ary eee

 🥳Loha hevitra anio Alatsinainy 04 Mars 2024???Inona koa no mety mahasambatra ankoatra ny vola😊???Ndao ary eee
04/03/2024

🥳
Loha hevitra anio Alatsinainy 04 Mars 2024???
Inona koa no mety mahasambatra ankoatra ny vola😊???
Ndao ary eee

  🥳Loha hevitra anio Zoma 01 Mars 2024???Mampivoatranao ve ny fananao io  olon-tiana io😊???Ndao ary eee
01/03/2024


🥳
Loha hevitra anio Zoma 01 Mars 2024???
Mampivoatranao ve ny fananao io olon-tiana io😊???
Ndao ary eee

  Loha hevitra anio Alakamisy 29 Fevrier 2024???Inona no tena porofom pitiavana lehibe indrindra raha aminao???Ndao ary ...
29/02/2024


Loha hevitra anio Alakamisy 29 Fevrier 2024???
Inona no tena porofom pitiavana lehibe indrindra raha aminao???
Ndao ary eee

  28 Fevrier 2024Ndao ndray ary e👇🏻👇🏻@10 hatramin’ny 11ora atoandro📲? 033 10 199 60  -Ankafiziko🎼🎧🎺🎷Alefaso ao am Commen...
28/02/2024

28 Fevrier 2024
Ndao ndray ary e👇🏻👇🏻
@10 hatramin’ny 11ora atoandro
📲? 033 10 199 60

-Ankafiziko🎼🎧🎺🎷
Alefaso ao am Commentaire ary ny fangatahan-kira sy fandefasana hafatra e👇🏻

  Loha hevitra anio Alarobia 28 Fevrier 2024??Tokony ho arahina avokoa ve izay lazain'ny Ray aman dreny sa misy tsy toko...
28/02/2024


Loha hevitra anio Alarobia 28 Fevrier 2024??
Tokony ho arahina avokoa ve izay lazain'ny Ray aman dreny sa misy tsy tokony arahina ihany, tohano ny hevitrao????
Ndao ary eee

  Loha hevitra anio Talata 27 Fevrier 2024??Maro no manana diplaoma nefa tsy mahita asa, inona no antony raha ny hevitra...
27/02/2024


Loha hevitra anio Talata 27 Fevrier 2024??
Maro no manana diplaoma nefa tsy mahita asa, inona no antony raha ny hevitrao????
Ndao ary eee

  Loha hevitra anio Alatsinainy 26 Fevrier 2024Ahoana ny hevitrao amin'ireny olona tsy mandray andraikitra ireny nefa ma...
26/02/2024


Loha hevitra anio Alatsinainy 26 Fevrier 2024
Ahoana ny hevitrao amin'ireny olona tsy mandray andraikitra ireny nefa manakiana izay manao eo??
Ndao ary eee

  23 Fevrier 2024Ndao ndray ary e👇🏻👇🏻@10 hatramin’ny 11ora atoandro📲? 033 10 199 60  -Ankafiziko🎼🎧🎺🎷Alefaso ao am Commen...
23/02/2024

23 Fevrier 2024
Ndao ndray ary e👇🏻👇🏻
@10 hatramin’ny 11ora atoandro
📲? 033 10 199 60

-Ankafiziko🎼🎧🎺🎷
Alefaso ao am Commentaire ary ny fangatahan-kira sy fandefasana hafatra e👇🏻

  Loha hevitra anio Zoma 23 Fevrier 2024Mety ve ny mipetraka akaiky ny Rafozana sa tsia, Lazao ny antony???Ndao ary eee
23/02/2024


Loha hevitra anio Zoma 23 Fevrier 2024
Mety ve ny mipetraka akaiky ny Rafozana sa tsia, Lazao ny antony???
Ndao ary eee

  Loha hevitra anio Alakamisy 22 Fevrier 2024Mety hampiova ny fitiavana ve ny fisaraha-toerana ???Ndao ary
22/02/2024


Loha hevitra anio Alakamisy 22 Fevrier 2024
Mety hampiova ny fitiavana ve ny fisaraha-toerana ???
Ndao ary

  21Fevrier 2024Ndao ndray ary e👇🏻👇🏻@10 hatramin’ny 11ora atoandro📲? 033 10 199 60  -Ankafiziko🎼🎧🎺🎷Alefaso ao am Comment...
21/02/2024

21Fevrier 2024
Ndao ndray ary e👇🏻👇🏻
@10 hatramin’ny 11ora atoandro
📲? 033 10 199 60

-Ankafiziko🎼🎧🎺🎷
Alefaso ao am Commentaire ary ny fangatahan-kira sy fandefasana hafatra e👇🏻

Address

Antananarivo

Telephone

+261327547022

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy Radio FM 99.6 MHz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category