Radio Voix de la Sagesse

Radio Voix de la Sagesse Partage de l'information

Fifaninana mahakasika ny boky masina kor'any , misorata anarana dien'izao amin'ny centre na mosquée misy anao na manaton...
11/08/2025

Fifaninana mahakasika ny boky masina kor'any , misorata anarana dien'izao amin'ny centre na mosquée misy anao na manatona mivantana ny RADIO RVS na koa miantso mivantana ny laharana 034 13 229 20 na 034 07 862 12.

Sport :Lalao voalohany ary fandresena voalohany hoan'ny mpanazatra vaovao Barea Madagascar. Nivoaka mpandresy ny Barea M...
19/03/2025

Sport :
Lalao voalohany ary fandresena voalohany hoan'ny mpanazatra vaovao Barea Madagascar.
Nivoaka mpandresy ny Barea Madagascar teo lalao andro fahadimy nanoloana République Centre Afrique 4-1 , mitarika voalohany vonjimaika ny Barea Madagascar ao amin'ny vondrona I izay manana isa folo.

Sport - BAREA DE MADAGASCAR Fanazaran-tena anio.
18/03/2025

Sport - BAREA DE MADAGASCAR
Fanazaran-tena anio.

Lalao andro faha-5 eo amin'ny fifanintsanana ny fiadiana amboara eran-tany faritra afrika.
18/03/2025

Lalao andro faha-5 eo amin'ny fifanintsanana ny fiadiana amboara eran-tany faritra afrika.

Éliminatoires CDM 2026 Ireo mpilalao handrafitra ny Barea Madagascar @ 19 Sy 24 Marsta hoavy izao ka hifandona @ RCA Sy ...
12/03/2025

Éliminatoires CDM 2026
Ireo mpilalao handrafitra ny Barea Madagascar @ 19 Sy 24 Marsta hoavy izao ka hifandona @ RCA Sy GHANA eo amin’ny andro fahadimy Sy fahahenina.

26/02/2025

RVS sport
26-02-2025

23/02/2025

Qualification Afrobasket Angola 🇦🇴 2025
MAD 75-87 RCA

Efa nahazo tapak’ila ny Ankoay na dia resy Aza.

INNA LILLAHY WA INNA ILAIHY RAJIOUNAtsika dia an'Andriamanitra ary any aminy no hiverenantsika.Nodimandry anio maraina n...
10/02/2025

INNA LILLAHY WA INNA ILAIHY RAJIOUN
Atsika dia an'Andriamanitra ary any aminy no hiverenantsika.
Nodimandry anio maraina ny Imam Cha'anban, fantatra amin'ny anarana hoe imam National, ny razana dia ao amin'ny FCRA Antohomadinika, ny Radio Voix de la Sagesse dia miara miombona alahelo sy man-kahery ny fianakaviany sy ireo izay akaiky izy rehetra.
Al fatiha.

𝐂𝐎𝐑𝐄𝐍𝐓𝐈𝐍 𝐃𝐀 𝐒𝐈𝐋𝐕𝐀 𝐌𝐀𝐑𝐓𝐈𝐍𝐒, no  𝐦𝐩𝐚𝐧𝐚𝐳𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐁𝐀𝐑𝐄𝐀.
30/01/2025

𝐂𝐎𝐑𝐄𝐍𝐓𝐈𝐍 𝐃𝐀 𝐒𝐈𝐋𝐕𝐀 𝐌𝐀𝐑𝐓𝐈𝐍𝐒, no 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐚𝐳𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐁𝐀𝐑𝐄𝐀.

26/01/2025

journal Sport

Fanomanana CHAN 2025Nisaraka ady sahala 1-1 ny Barea Madagascar sy ny ekipa voafantin’ny V7V ny lalao tolakandro teo.
18/01/2025

Fanomanana CHAN 2025
Nisaraka ady sahala 1-1 ny Barea Madagascar sy ny ekipa voafantin’ny V7V ny lalao tolakandro teo.

Tampitra ny lalao izay niandrasan’ny maro ka lasan’ny Barcelone ny amboara Super coupe d’Espagne raha avy nandavo Réal M...
12/01/2025

Tampitra ny lalao izay niandrasan’ny maro ka lasan’ny Barcelone ny amboara Super coupe d’Espagne raha avy nandavo Réal Madrid tamin’isa mavestra 2-5 .

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Voix de la Sagesse posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share