
03/08/2024
Lalao ahazoana smartphone Google Pixel 4 ๐ฅณ๐ฅณ Vakio tsara ny fepetra:
Inona daholo ny marque sy modele anโireo phone tazomiko ireo?
Izay voasarika ka mahamarina 4 farahafahakeliny no mahazo ny loka.
Aminโny Alahady 18 Aout 2024 ny fisarihana.
Fepetra tsy maintsy atao ny manao Jโaime na Suivre ny page TA store
Dia izao koa : hatraminโny faranโny volana Aout izay mividy telephone Pixel ao aminโny TA Store dia mahazo remise 30 000 Ar raha miteny hoe avy aty aminโny Rija Tahiana.