Tetsy sy teroa

Call Directions Website

Tetsy sy teroa Fizarana vaovao, zava-misy, toro-hevitra mahasoa

๐ŸŸ Tovolahy iray nisy namono nanatsatok'antsy teny Itaosy ny alin'ny zoma hifoha sabotsy teo.Lasan'ny olon-dratsy io moto-...
19/10/2026

๐ŸŸ Tovolahy iray nisy namono nanatsatok'antsy teny Itaosy ny alin'ny zoma hifoha sabotsy teo.

Lasan'ny olon-dratsy io moto-any eo amin'ny sary io.

Avy any Mahajanga izy. Zanaka lahy tokana.

Mitaky ny rariny sy ny hahitร na ny nahavanon-doza ny fianakaviana.

Nahantona ivelan'ny trano ireo akanjo mihoson-drร  mba tsy ho afa-maina izay tompon'antoka nandatsak'aina fa hibaby ny alahelo sy ranomason'ny fianakaviana.

Skispass Atm

๐ŸŸ ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—œ๐—ฆ๐—ข๐—ฅ๐—ข: ๐—™๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ  ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐— ๐—ฒฬ๐˜๐—ฒฬ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ฟ๐—ผ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ ๐˜๐—ฒ๐—ผ.Mbola tsy fantatra hat...
18/10/2026

๐ŸŸ ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—œ๐—ฆ๐—ข๐—ฅ๐—ข: ๐—™๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐— ๐—ฒฬ๐˜๐—ฒฬ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ฟ๐—ผ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ ๐˜๐—ฒ๐—ผ.

Mbola tsy fantatra hatreto ny antony nahatonga ny loza
Fantatra kosa fa tsy nisy aina nafoy๐Ÿ™๐Ÿพ

๐Ÿ“ธIndrana

๐ŸŸ Ireo 4 mianaka namoy ny ainy tamin'ny lozam-pifamoivoizana teny Andranotapahana
17/10/2026

๐ŸŸ Ireo 4 mianaka namoy ny ainy tamin'ny lozam-pifamoivoizana teny Andranotapahana

๐ŸŸ ๐—Ÿ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป"๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ : ๐—ก๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ , ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ต๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ โฉ  Fiara avy Ankadi...
17/10/2026

๐ŸŸ ๐—Ÿ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป"๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ : ๐—ก๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ , ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ต๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ

โฉ Fiara avy Ankadindramamy ambany no nifandona tamin'ny fiara Peugeot 306 nifanena taminy .

๐Ÿ’ฅ Maty tery tao anaty fiara ilay mpamily ny fiara Peugeot 106 ary naratra mafy nentina any amin'ny hopitaly ilay renim-pianakaviana nitondra vohoka .

โฉ Androany Sabotsy 17 oktobra 2026 tokony ho tamin'ny 5 ora maraina teo, raha niakatra avy any Ankadindramamy amabany ilay Sorento nandeha mafy nahazo ny ankavian-dalana no nipoaka ilay fiara kely Peugeot 306 nidina avy any Mahazo tany amin'ny ankavanan-dalana.

Tafahodina 360ยฐ ilay Sorento nitera-doza , rava tanteraka ilay fiara kely ary niparitaka ny carrosserie.

๐Ÿ“ท Ralitera R

๐ŸŸ ๐Ÿ“โŒAmboaroy Antehiroka : mpivady mpandraharaha niara-maty voatsatokโ€™antsy, olona iray ahiana ho tomponantoka karohina fa...
12/10/2026

๐ŸŸ ๐Ÿ“โŒAmboaroy Antehiroka : mpivady mpandraharaha niara-maty voatsatokโ€™antsy, olona iray ahiana ho tomponantoka karohina fatratra.

Raim-pianakaviana mpandraharaha teratany frantsay 86 taona, sy ny vadiny malagasy 65 taona no hita faty tao aminโ€™ny trano fonenany ny sabotsy lasa teo. Raha araka ny fantatra, mbola nisy nahita izy ireo ny maraina, ary heverina ho ny andro atoandro no nisy olona niditra an-keriny tao an-tranony.

Tsatokโ€™antsy tsy latsaky ny 5 avy no hita taminโ€™ny vatanโ€™izy mivady. Nikorotana ambony ambany ihany koa ny entana tao an-trano. Tao anatinโ€™ny fanadihadiana; lehilahy iray no karohiana sy ahiahiana mafy ho nahavanona ny famonoana.

Raha araka ny fantatra, io lehilahy io no niditra farany nampandrosoinโ€™izy mivady tao an-tranony ary nisy nahita nitsambikina nihanika tamboho nitsoaka avy eo.

Fantatra ihany koa fa olom-patatrโ€™ilay lehilahy karohina. Voalaza ny loharanom-baovao manarakโ€™izay fa tao an-trano ny zanakโ€™izy mivady 40 taona nandritra io fanadihana io, ary tafavoaka taminโ€™ity fanafihana ity.

๐ŸŸ ๐Ÿ›‘ ๐—ฆ๐—ถ๐—ป๐—ผ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ถ๐˜€๐—ฎ 11 ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ  ๐—ณ๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป"๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐—ป๐—ท๐—ฎ ๐—”๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผโฉ Manoloana ny Resabe mikasika ireto Sinoa 11 Ni...
10/10/2026

๐ŸŸ ๐Ÿ›‘ ๐—ฆ๐—ถ๐—ป๐—ผ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ถ๐˜€๐—ฎ 11 ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป"๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐—ป๐—ท๐—ฎ ๐—”๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ

โฉ Manoloana ny Resabe mikasika ireto Sinoa 11 Nisy Namoaka ireto dia nitondra fanazavana ny teo anivonโ€™ny fandraharahana ny fonja

๐Ÿ’ฅ Nandritra ny fitsirihana mahazatra natao tao aminโ€™ny fonjabenโ€™Avaradrano no nahitana tsy fanarahan-dalร na, ka voamarika fa nisy voafonja tokony mbola nigadra saingy tsy hita tao aminโ€™ny toerana tokony hisy azy. Tsy ny vahiny ihany no mety voakasikโ€™izany fa mety ahitana teratany malagasy ihany koa.

โฉEfa mandeha ny fanadihadiana hamantarana ny marina sy ireo tomponโ€™andraikitra. Araka ny fanazavana, naato taminโ€™ny asany ny lehibenโ€™ny fonja sy ireo olona voakasika, ary nisy koa ny famindran-toerana, taorianโ€™ny tatitra voaray tao aminโ€™ny fitaleavana.

โฉ Nohamafisinโ€™ny Fandraharahana ny Fonja fa tsy maintsy mifototra aminโ€™ny taratasy sy didim-pitsarana ny fampidirana sy ny famoahana voafonja. Tsy ekena ny fanapahan-kevitra ivelanโ€™ny lalร na, ary tsy hisy ny fandeferana aminโ€™izay voaporofo fa nandray anjara taminโ€™ity raharaha ity.

โœ๏ธ Roddy Jupiter

๐ŸŸ Tovolahy iray 18 taona no nipoahan'ny vanja raha namaky vato tany amin'ny kariera SNTP Fokontany pepiniera kominina BEH...
05/10/2026

๐ŸŸ Tovolahy iray 18 taona no nipoahan'ny vanja raha namaky vato tany amin'ny kariera SNTP Fokontany pepiniera kominina BEHARA Amboasary Atsimo ny alarobia 30 septembre lasa teo. Natsipin'ilay vato izy nandritran'ny fipoahana ary mbola notsindriany tao avy eo.

๐Ÿ“Tapaka vokatr'izany ny tongotra sy ny tanany ary voadona ny lohany, ny masony ihany koa tsy mahita.

โœ…Tsy niraviravy tanana manoloana ity tranga ity ny solombavambahoaka voafidy tao amin'ny distrikan'i Amboasary Atsimo, Andriamamonjy Olivier na Mamou raha nitaraina taminy ny renin'ilay tovolahy satria tena sahirana tsy afaka nitondra an'io tovolahy io amin'ny toeram-pitsaboana izy ireo noho ny antony ara-bola. Nofonosin'izy ireo bandy fotsiny Ilay naratra nandritran'ny andro vitsivitsy.

โœ…Nitondra mpitsabo nijery akaiky ny zava-nitranga ny solombavambahoaka Olivier raha vantany vao naheno izany. Mafy ny fahavoazana ka tsy maintsy ampidirina Hopitaly maika izy hoy ny dokotera.
Noentina ao amin'ny Hร”PITALY-BE MONJA JAONA Ambovombe Androy izy ireo amin'izao, ary ny solombavambahoaka avokoa no miantoka ny lany rehetra sy manampy ireo fianakaviany mikarakara ny marary

๐ŸŸ LOZAM-PIARAKODIA NAMOIZANA AINA IRAY.Fiara mpitatitra nitondra entana no novadika ny maraina teo teo Mahabovoly, 1km ts...
03/10/2026

๐ŸŸ LOZAM-PIARAKODIA NAMOIZANA AINA IRAY.
Fiara mpitatitra nitondra entana no novadika ny maraina teo teo Mahabovoly, 1km tsy hiditra Ampanihy.

Nisy lehilahy iray maty, ary potika ny fiara sy ny entana

Mankahery ny fianakaviana ๐Ÿ™

๐Ÿ“ธ Fahendrena Ampanihy

๐ŸŸ Ankizilahy 16 taona mpaka vilona no tratra teo am-panolanana  ankizilahikely 11 taona tao amin'ny fokontany Ambohidahy ...
01/10/2026

๐ŸŸ Ankizilahy 16 taona mpaka vilona no tratra teo am-panolanana ankizilahikely 11 taona tao amin'ny fokontany Ambohidahy Bemasoandro Itaosy. Nandray ny andraikiny ny Chef Fokontany sy ny omponandraikitra teny an-toerana ary nilaza fa tsy AVY AO BEMASOANDRO ilay ankizilahy mpanolana.
Vaovao sy sary: Ben'ny tanana Bemasoandro Itaosy.

๐ŸŸข๐—ญ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜† ๐Ÿฎ ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ถ๐—ป-๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐˜๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ฝ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎNitrangana hain-trano teny Andohatapenak...
28/09/2026

๐ŸŸข๐—ญ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜† ๐Ÿฎ ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ถ๐—ป-๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐˜๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ฝ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ

Nitrangana hain-trano teny Andohatapenaka Fahatelo omaly alina, ka zazavavy 2 taona no namoy ny ainy may tao anaty afo, ary maro ny fananana simba.
Noraisin'ny CUA an-tanana ny fikarakarana ireo traboina sy ny razana, miaraka aminโ€™ny mpamonjy voina sy ny tomponโ€™andraikitry ny fokontany.

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tetsy sy teroa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share