E.B.C Manana hoavy tsy azo angalarina ianao

Hasao ny namana havana iaraka handray fahasoavana  aminaoAfaka mandefa hafatra miafina (message) na miantso ny laharana ...
17/07/2025

Hasao ny namana havana iaraka handray fahasoavana aminao
Afaka mandefa hafatra miafina (message) na miantso ny laharana tarobia eo amin'ny sary raha misy fanontaniana

Ny seminera izay niarahana tamin'ireo vahiny nasaina avy any Mauris izay nanomboka ny talata 15 jolay teo. Izay hanasana...
17/07/2025

Ny seminera izay niarahana tamin'ireo vahiny nasaina avy any Mauris izay nanomboka ny talata 15 jolay teo.
Izay hanasana anao ihany koa izay mangetaheta fanafahana sy ny famangin'Andriamanitra.

12/07/2025

Ray volana nianatra, notefena ary namboarina.
Misaotra Fanahy Masina , mankasitraka Maman 🙏🙏🙏

30/05/2025

Satria Andriamanitra tsy takatry ny saina 🙏🙏
Manaiky aho Jesosy a ! 🥹😇

Fanompoana omaly 25-05-2025Aza miankohoka manoloana ny olana fa manaova fiakohofana ho an'Andriamanitra. Manandrata fide...
26/05/2025

Fanompoana omaly 25-05-2025

Aza miankohoka manoloana ny olana fa manaova fiakohofana ho an'Andriamanitra. Manandrata fiderana, manaova fifadi-kanina fa ny valim-bavaka mila faharetana. ☺️☺️🙏

Amin'ny fifaliana no hiarabana ny reny rehetra. ☺️☺️❤️❤️❤️Ry malala ! Mangataka aho mba ho ambinina sy ho salama amin'ny...
25/05/2025

Amin'ny fifaliana no hiarabana ny reny rehetra. ☺️☺️❤️❤️❤️
Ry malala ! Mangataka aho mba ho ambinina sy ho salama amin'ny zavatra rehetra anie ianao🙏🙏
Amen !

Arabaina Manokana ny reny ara-panahy Maman Malala ❤️

Coniiii ❤️‍🔥❤️‍🔥❤️‍🔥

Nisy vehivavy iray manana namana manan-karena, manana ny maha izy azy, azo lazaina ho manana ny ampy. Tena fahazaran'io ...
13/05/2025

Nisy vehivavy iray manana namana manan-karena, manana ny maha izy azy, azo lazaina ho manana ny ampy. Tena fahazaran'io namany io anefa ny maneho izany fananany izany aminy.

Indray andro solafaka ihany ka nivavaka hoe : " Ray o ! Nahoana ? Fa nahoana no izy ? Izao anie mivavaka e ! Manompo aho ! Mifady hanina ! Manao izay sitraponao nefa toa ny hafa foana no ambinina ? Izy tsy mivavaka akory na indray maraina aza."
Hoy ny Tompo namaly azy : "Ry zanako vavy ! Ny zavatra rehetra efa nataonao sy izay mbola ho ataonao dia efa voasoratra. Tsy azonao alahatra amin'ny hafa izay efa voahomana ho anao ! "

***Ny fahatongava-tsainao no mampiakatra ny tombam-bidinao***
***Hapangino ny tabataban'ny olana, hapangino ny tanjaky ny olana fa halebiazo Andriamanitra anao izay tiany eo amin'ny fiainanao***

Nomery 11 : 24 " Dia hoy Jehovah tamin'i Mosesy : Nihafoy va ny tànan'i Jehovah ? hiasa amin'izay tiany hiasana)

Ny fanompoana anio (dimanche 11 mai 2025)Romana 12 : 02  :   " ... fa miovà amin'ny fanavaozana ny saina, hamataranareo ...
11/05/2025

Ny fanompoana anio (dimanche 11 mai 2025)

Romana 12 : 02 : " ... fa miovà amin'ny fanavaozana ny saina, hamataranareo n'y sitrapon'Andriamanitra, dia izay tsara sady ankasitrahana no marina"

Lohahevitra volana mai : "Fanavaozana ny saina"

"Miaraha mifaly amin'izay faly "Sombiny kely tamin'ny fankalazana ny tsingeritaonan'i Maman tamin'ny 27-04-2015 teo.Foto...
05/05/2025

"Miaraha mifaly amin'izay faly "
Sombiny kely tamin'ny fankalazana ny tsingeritaonan'i Maman tamin'ny 27-04-2015 teo.

Fotoana mamy 💕💕 sarotra adinoina❤❤

Ankasitrahana isika izay tonga niara nizara hafaliana 💫🍾🎂 Namaly antsom-pitiavana❤❤❤

Hoy i Maman oe : ❤ "Fiainana mandroso misy hamamiana"❤
Ho amin'isika rehetra anie izay

Amen !

Hoavy ilay andro ....Olona manaiky amboarina aho, manaiky ahintsy. Tiako ny reny ara-panahy izay nomen'ny Tompo ahy ka h...
24/04/2025

Hoavy ilay andro ....
Olona manaiky amboarina aho, manaiky ahintsy.
Tiako ny reny ara-panahy izay nomen'ny Tompo ahy ka hampifaly azy aho ho fisaorako an' Andriamanitra izay nanome ahy azy. ❤❤❤

Fankalazana ny tsingeritaona nahaterahan'ny reny ara_panahy Maman Malala ny Alahady 27/04/2025 zao ao @ fiangonana Excellente Bride of Christ.

19 aprily indray fotoana hiarahana midera sy miankohoka 💥Aza adino ny erinandro masina manomboka ny alarobia 16 aprily h...
14/04/2025

19 aprily indray fotoana hiarahana midera sy miankohoka 💥

Aza adino ny erinandro masina manomboka ny alarobia 16 aprily hitsenantsika ny P***a

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E.B.C posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share