03/09/2026
Nifoha maraindraina nanao ny commande nareo 🥰🥰
Tsy manana heure fixe isika @ livraison fa ra misy Ora tsimaitsy enjehinareo Dia mba miteny mialoha azafady oh 🙏
Ny Ora fandalovan'ny livreur matetika Dia entre 12heure à17heure fa kosa ra misy Ora tinareo enjehina alohan'ireo Dia miteny iray andro mialoha
Mankasitraka indrindra 🙏