27/08/2026
๐๐๐ฆ๐๐ข๐ฅ๐๐ก๐ ๐ ๐๐ก๐ข๐๐๐ก๐ ๐๐ข ๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐ข๐๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐๐๐ก๐๐ฉ๐๐ข๐ญ๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐ฅ๐๐ฃ๐ข๐๐๐๐๐๐กโ๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐ฆ๐๐๐๐ฅ๐, ๐๐ข๐๐ข๐ก๐๐๐ฌ ๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐ฅ๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐ก๐
๐Isaky ny mitety faritra izahay mampahafantatra ny Fandaharanโasa FANDROSO, dia misy zavatra iray tena manohina ahy: ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐
๐๐๐โ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐.
๐Isaky ny fihaonana dia ampitaina aminโizy ireo ny hafatra sy ny vina napetraky ny Filohanโny Fanavaozana, Kolonely Michaรซl RANDRIANIRINA, aminโny alalanโny fandefasana ny kabary nataony nandritra ny fanokafana ofisialy ny FANDROSO. Ary rehefa mijery sy mihaino azy ireo aho, dia tsapako fa tsy kabary mandalo fotsiny izany ho azy ireo, fa hafatra mampino azy fa mbola misy ny azo antenaina, mbola misy ny azo atao, ary mbola afaka manangana ny hoaviny eto aminโny tanindrazany izy ireo.
๐ฟMaro aminโizy ireo no maneho ny hafaliany sy ny fankasitrahany ny Filohanโny Fanavaozana. Ao ireo efa ela no nitondra vina tao am-po nefa tsy nahita izay lalana hizorana; ao ireo nanana tetikasa saingy efa saika kivy; ary ao koa ireo tanora izay miverina sahy manonofy indray, satria mahatsapa fa misy mihaino azy sy mino ny fahaizany.
๐๐๐ฎ๐ป๐ ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ผ ๐๐ถ๐ฎ๐ธ๐ผ ๐ต๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ๐ผ, ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ผ๐ฎ ๐๐ถ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ, ๐๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฒ๐น๐ ๐ ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ฒฬ๐น ๐ฅ๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐ก๐: ๐บ๐ฎ๐บ๐ฒ๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ผ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ ๐ ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ผ ๐ป๐ ๐๐๐ก๐๐ฅ๐ข๐ฆ๐ข.
๐๐๐ผ๐ฎ ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ผ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ผ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ผ ๐ต๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ ๐๐ ๐ป๐ถ๐ต๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ๐ ๐๐ฒ๐ป๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ, ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ผ ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ ๐ธ๐ผ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ผ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ, ๐ป๐ผ๐ต๐ผ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป-๐ธ๐ฒ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ต๐ฎ๐บ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ ๐ต๐ผ ๐๐ฎ๐๐ฎ-๐บ๐ถ๐๐ ๐ฎ๐๐ผ ๐๐๐ฎ๐ฝ๐ฎ๐ถ๐ป-๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ฎ๐๐ฎ ๐๐๐ก๐๐ฅ๐ข๐ฆ๐ข ๐ถ๐๐.
๐ฅMisy fanapahan-kevitra mijanona ho teny, fa misy kosa manaitra fanantenana, mampitsangana olona efa kivy ary manokatra varavarana ho aminโny hoavy.
Izany no tsapako eny an-kianja ankehitriny.
๐๐ฌ๐๐๐บ๐๐๐๐บ, ๐ ๐๐ฝ๐๐๐บ๐๐บ๐๐๐บ ๐ฅ๐๐
๐๐๐บ๐โ๐๐ ๐ฅ๐บ๐๐บ๐๐บ๐๐๐บ๐๐บ, ๐๐บ๐๐๐๐บ ๐บ๐ ๐บ๐๐ป๐บ๐ฝ๐๐โ๐๐๐พ๐ ๐๐บ๐๐พ๐๐ ๐ฟ๐พ๐๐ ๐ฟ๐บ๐๐บ๐๐๐พ๐๐บ๐๐บ ๐๐๐๐บ๐๐บ๐ ๐พ๐๐ ๐บ๐๐๐โ๐๐ ๐ฟ๐บ๐๐๐๐๐บ, ๐ฝ๐๐บ ๐๐๐๐ ๐๐บ๐๐๐๐บ ๐ฌ๐บ๐
๐บ๐๐บ๐๐ ๐๐บ๐๐ ๐๐บ๐๐๐๐ป๐๐๐บ ๐๐๐๐ ๐๐๐ฝ๐๐บ๐ ๐ฟ๐บ ๐บ๐ฟ๐บ๐๐บ ๐๐บ๐๐บ๐๐บ ๐๐๐บ๐๐ ๐๐๐บ๐๐บ ๐๐๐๐๐บ ๐๐๐ ๐๐๐พ๐.
๐ฒ๐ฌRaha velona ny fanantenanโny tanora, velona ny fanantenanโi Madagasikara.
RAOBELINA Andry