31/12/2025
Merci🙏🏻
Mankasitraka feno ho anareo rehetra nanohana, nanjifa tato Vente Chez Sa 🥰🙏🏻
Mafy2 kely iny fa tratraro foana ny tanjonao, aza mihemotra, courage be foana isika🙏🏻
Ankinina amin’i Tompo ny tohany🙏🏻❤️
Ialana tsiny be ho anareo ny tsy fahatomobanana, vonona kosa ny hanome ny tsara hatrany🥺
Bisous be daholo ianareo😘
Miezaka hatrany ny mitady zavatra tsara ho anareo fa aza miala alavitra 🤗
Manaova fety sambatra daholo🥰
#2025-2026