Shopping Mixte

Shopping Mixte Vente en ligne Mada🇲🇬🇲🇬
L❤️Ve Shopping&LIVE Shopping ❤️
👌 Qualité et Mode à votre portée 😊🔥
➡️ Abonneo ny page fa misy live foana miaraka Cadeau foana😱

Coucou 😊 Asiana Live ve sa atao Vendredi ry zareo ilay fahamanjana be ato 😁 Atsoy namana sendra tara fa efa mangatsika b...
28/05/2025

Coucou 😊
Asiana Live ve sa atao Vendredi ry zareo ilay fahamanjana be ato 😁
Atsoy namana sendra tara fa efa mangatsika be ny andro hoe ☺️
✅ Prix pas plus de 10.000ar
✅ Mentionneo namana
✅ Partage au max

➡️ Rendez vous Vendredi raha mbola tsy vonona anaraka nareo androany an 😊

28/05/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Ny Aina, Tax Andrianaivosoa, Has'inah Fitiavana, Nah Rindra, Nanie Mich'ellah Rah, Andria Nomena, Cori Harsoa, Lock Sarah Santaharison, Tsutsu Nantoanina

Coucou daholo 😊👋Tena tsisy natao live ry reto dia lany ilay kiraro 26 an 😊🥰 Mankasitraka 🥰😘🙏 Amaky ball pull stylé isika...
27/05/2025

Coucou daholo 😊👋
Tena tsisy natao live ry reto dia lany ilay kiraro 26 an 😊🥰
Mankasitraka 🥰😘🙏

Amaky ball pull stylé isika rahampitso mora hatrany nefa tena tsara 😊

➡️ Abonneo Shopping Mixteng Mixte
➡️ Mazotoa manao parShopping Mixteing Mixte

19/05/2025

Coucou daholo 👋😊
Ialana tsiny zareo ny tsisy t@Samedi lasa teo fa tonga vahiny kely dia zay no antony, fa asiana video kely mercredi entana ato dia miditra mp izay aka atao Cadeau 🎁 fêtes des Mères 😊

👌Betsaka Arrivage ato fa ho alefa eto foana ny fotoana amohana azy noho izany araho tsy tapaka page an 😊

Shopping Mixte

02/05/2025

Coucou 💓
Asiana Live Spéciale Fêtes des Mères
Samedi après midi 😊
Mélamine Luxe 😍

Bonsoir daholo 👋😊 Ela2 izy zany 😊🥰 Be arrivage be tsika ato ry zareo 🥰 Efa akaiky fête des Mères an 😊 ireo misy afaka at...
01/05/2025

Bonsoir daholo 👋😊
Ela2 izy zany 😊🥰
Be arrivage be tsika ato ry zareo 🥰
Efa akaiky fête des Mères an 😊 ireo misy afaka atao Cadeau sady tsara no mora 😁




➡️Jereo zay mety ary 😊

Coucou daholo nareo 👋 Ela2 izy zany 😊Bonne journée 😘😘❤️❤️  fans
26/04/2025

Coucou daholo nareo 👋
Ela2 izy zany 😊
Bonne journée 😘😘❤️❤️

fans

Tandremo ny olona hiarahana.Nisy tokantrano iray nanana fiainana tena sarotra tany am-piandohana. Na ny sakafo hoaniba t...
24/04/2025

Tandremo ny olona hiarahana.

Nisy tokantrano iray nanana fiainana tena sarotra tany am-piandohana. Na ny sakafo hoaniba tsy ampy, na vola tsy nisy, saingy niaraka nijoro sy niady ilay lehilahy sy ilay vehivavy. Samy nanana tanjona ambony, samy tsy nanaiky ho resin’ny fahantrana.

Nifanampy, niara-niasa, niara-niketrika izy roa.
Rehefa afaka 5 taona, tratran’izy roa ny nofinofiny: nanana trano, nahatsangana orinasa, nanana ny harenany.

Nefa taty aoriana, niova toe-po ilay lehilahy.
Nahita vehivavy hafa manja sy tsara bika, ka nampodiny ilay vehivavy niara-nijaly taminy, ary nisafidy vehivavy hafa.

Very hevitra sy tora-kovitra ilay vady noroahiny, saingy niala tamim-pahamendrehana ary nanohy ny fiainany.

Nino ilay lehilahy fa ho sambatra amin’ilay vaovao. Fa tao anatin’ny 3 taona, dia nirodana ny zava-drehetra: lany ny harena, nikorontana ny orinasa, niverina amin’ny fahantrana.
Tsy ela koa dia niala ilay vehivavy vaovao nahita fa tsy afaka nitondra azy nanao vacances intsony na nomena fiainana tena ilainy lehilahy.



Ry lehilahy manana tanjona,
Raha nisy vehivavy niaraka nijaly taminao, dia izy ihany koa no mendrika hiara-mifaly aminao.
Misy vehivavy hanampy antsika hiakatra ambony
Misy vehivavy hisintona antsika hidina ambany.
Ny harena koa dia mila olona mahay mitantana sy miaro azy.

Réussir avec Martin

21/04/2025

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Miel Fifaliana, RM Larry

16/04/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Sonya Ramialison, Dayana Raza, Faniry Rd, Marie-Agnès Kalozafy, Koloina Rakoto, Hàantanirina Razafiindandy, Davilla Hana, Araf Tia, Valencia Razafindrakoto, Nayvah Ghislanie Cassielah, Hermine Brielle, Miranja Tahiry, Miah Sisi, Maman'i Kambana, Fanja Clementine, Noü Andriamanantena, Lövan Harī, Sindy Nelis, Astell Otta, Harena Fanirina, Myriame Mulla, Ramamisoa Jules Yvette, ShaKry Marley, Faratiana Lijia, Ainã Isabella, Ranaivoson Erico, Phrasie Mirah, Mel Maia, Randry Perle Nadia, Mamiarivelo Vololoniaina Yandriane, Heral Muraille, Mialy Andriah, Natolotra Ny Avo, Ravo Rnjhr, Athina Valériane Maman'i Valériane, Tinahy Augustin, Thérèsa Fathma, Lori Art Onne, Hantriniaina Raoliharisoa, Diorah Stevine, Nãh Rh, Bell Razafi, Larissa Miadana, Mih Rafarasoa, Aurelia Seagal, Eldinah Vahatriniaina, Lucienne Emérentienne Rakotoniriana, Nandrasana Ny Prisca, Shabrinah Tahiry Nyaina, Jaona Aritra Rakotoarivelo

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shopping Mixte posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share