26/05/2026
โผ๏ธTena ialanay tsiny kosa aloha ry reto fa tsy afaka hanome boky anโireto olona ireto intsony izahay :
๐1: Manao commande dia manemotra fotoana foana : ยซ aleo atao Lundi,tonga ny liveur Lundi dia aleo atao mercredi indray fa tsy ao an-trano , tonga any ny livreur Mercredi dia hoe aleo ajanona ยป
๐2 : ilay mandefa commande dia hoe aterina aminโity lieu ity fa confirmeko ny contact rahampitso fa tonga dia asaivo miandry eo izy . (Avy eo tsy mipoitra akory izy sady ataony Vu ny mp)
๐3 : Ireo olona nangataka details beeeee dia be efa tapitra ho alefa any aminy daholo ny sary isakinโny pagenโilay boky , efa azavaina anazy daholo ny couverture ny feuille ny isanโny page . Izay marihina fa photo rรฉelle avokoa . Dia tonga any aminy ny livreur dia hoe tsy mety aminy hono ilay boky fa nga tsy Cartonnรฉ na rigide indray ilay livre dia naverina๐
1 mois aty aoriana izy mandefa commande dia ialana tsiny fa tsy afaka ny hanome intsony izahay Madame Rโฆ..
๐ 4: Ireo any aminโny faritra tsy mandefa payement ร lโavance : Tsy maintsy J-1 farafahatarany avant livraison ny payement zay vao alefa ny entana fa tsy manaiky intsony izahay anโilay hoe : ยซ alefaso fa alohako rahampitso fa tsy mahita cash point ยป โNON
Zay fa bonne journรฉe daholo oo dia mazotoa miasa fa rahampitso indray anie dia efa repos e ๐