Digital Pro

Digital Pro Apprenez à créer, développer et gagner en ligne Bienvenue chez Vision & Design ! Notre objectif ? Vous aider à transformer vos idées en succès visuels.

Nous vous aidons à booster votre présence en ligne grâce à :

la création de publicités percutantes,

la réalisation de logos & visuels professionnels,

la vente d’ebooks utiles et inspirants.

17/09/2025

Petit aperçu exclusif de mon Ebook CM 📘👇👇

Prompt fotsiny no atao mafimafy dia afaka mamoaka izay ao an-tsainao ny IA ary tsy miova ny akanjo, tarehy fa ny style s...
03/09/2025

Prompt fotsiny no atao mafimafy dia afaka mamoaka izay ao an-tsainao ny IA ary tsy miova ny akanjo, tarehy fa ny style sy ny fond no miova arak'izay hitiavanao azy. Afaka mamoaka sary arak'izay hitiavanao azy koa izahay raha liana ianao amin'ny sarany tena mora 😁.

02/09/2025

Ebook Guide pour devenir COMMUNITY MANAGER 😎👇

01/09/2025

Raha hianatra langue dia alaivo fotsiny ny App Duolingo 🙂

Pourquoi créer une page professionnelle plutôt qu’un compte personnel ?👉 Parce qu’une page Facebook est spécialement con...
25/08/2025

Pourquoi créer une page professionnelle plutôt qu’un compte personnel ?

👉 Parce qu’une page Facebook est spécialement conçue pour le business et la visibilité publique, alors qu’un compte perso est limité aux amis.

✅ Avec une page pro, tu peux :

Accéder aux statistiques (voir qui interagit avec tes posts).

Utiliser la publicité Facebook pour toucher plus de monde.

Ajouter un bouton d’action (Appeler, WhatsApp, Site web…).

Gérer la page à plusieurs administrateurs.

Inspirer plus de crédibilité et de sérieux.

❌ Un compte perso ne permet pas ça, et en plus Facebook peut le bloquer si tu l’utilises pour un business.

💡 Conclusion :
➡ Créer une page professionnelle, c’est donner plus de visibilité, d’outils et de légitimité à ton activité.

22/08/2025

Tapitra ilay Formation Boost à domicile 😊. Mankasitraka anareo rehetra izay nandray anjara ✅🙏

ChatGPT + Canva = 💵💵Voici 7 prompts puissants pour concevoir les produits digitaux et vendre rapidement 👇🏾
22/08/2025

ChatGPT + Canva = 💵💵

Voici 7 prompts puissants pour concevoir les produits digitaux et vendre rapidement 👇🏾

🔥 Pack Ebook Marketing – La clé de ta réussite en ligne !Découvre un pack complet qui va transformer ta façon de voir le...
21/08/2025

🔥 Pack Ebook Marketing – La clé de ta réussite en ligne !
Découvre un pack complet qui va transformer ta façon de voir le business digital.

📚 Contenu du pack :

2 vidéos de formation exclusives

46 livres audio inspirants et pratiques

131 ebooks marketing riches en stratégies et astuces

Listes :
- Mini manuel de marketing
- Le web marketing
- Mercator - 12e éd. : Tout le marketing à l'ère digitale
- Le Marketing pour les nuls
- Communication marketing
- Le Guide marketing Instagram
- *(Liste complète en Mp )

Taille : 4 Go de ressources prêtes à l’emploi

👉 Tout ça pour seulement 5.000 Ar !

Que tu sois débutant ou déjà actif dans le marketing digital, ce pack te donnera les meilleures bases et des outils concrets pour booster tes projets en ligne.

📩 Envoi rapide via Email / WhatsApp / Messenger.
📞 Contact : 034 61 129 58

CANVA + FACEBOOK = VOLA 💰Fantatrao ve ny Canva ❓Ankehitriny, ny ankamaroan’ny business rehetra eto an-toerana dia mampia...
19/08/2025

CANVA + FACEBOOK = VOLA 💰
Fantatrao ve ny Canva ❓
Ankehitriny, ny ankamaroan’ny business rehetra eto an-toerana dia mampiasa azy.

Inona moa izany Canva izany ?
Canva dia site sy application fanaovana visuel tsara ao anaty fotoana fohy toy ny affiche, flyers, logo, photo de couverture, ary maro hafa.

Mora fehezina kely
Mora hay ny mampiasa azy
Ka na finday na ordinateur dia havitanao zavatra tsara

Taloha izahay tsy nampiasa azy, fa amin’izao fotoana izao tsy afaka miala aminy intsony satria ilaina amin’ny business rehetra.

➡️ Izany indrindra no maha opportunité an’i Canva :

✅ Afaka misafidy service 2 na 3 ianao
✅ Manamboatra offre miavaka sy mahasarika
✅ Manolotra izany amin’ny reseaux sociaux
✅ Aveo mitady client.

💡 Raha hainao mampiasa Canva, dia tsy vitan’ny hoe afaka manao zavatra tsara endrika ho an’ny business-nao ianao, fa afaka mivarotra izany ho service sy mahazo client koa .

Canva + Facebook = Vola

Fantatrao ve hoe maninona no ilaina ny formation boost? 👉 Satria tsy hoe boostena araky izay tianao fotsiny ihany izy , ...
17/08/2025

Fantatrao ve hoe maninona no ilaina ny formation boost?
👉 Satria tsy hoe boostena araky izay tianao fotsiny ihany izy , tsy hoe te ahazo client enao dia misafidy ny boost messages fotsiny dia izay 😊.
_ Fa mila technique, stratégie ihany koa izy ary indrindra ny ciblage, izany hoe ny olona ary toerana kendrenao sy tanjonao amin'ny boost ✅. Ary ihany koa tsara fantarina hoe fotoana ohatra ny ahoana no tsara hanaovana ny boost ✅.

Ity sary ambany ity zao dia boost 2jours ihany , izany hoe 1$/jrs no natao. Saingy jereo ny résultat , mbola tsy tapitra ny ora , tsy tapitra ny 2$ dia efa nahazo client 24 sahady. Ataovy ohatra hoe valeur 20.000ar ny produit novarotanao , 24 ny client izany hoe 480.000ar anaty iray andro no azonao nefa ny dépense laninao tamin'ny boost dia 7000ar eo ho eo. Mety mbola betsaka ny olona manana Resultat ambony noho io fa matoa izay ireo tsara Resultat toy izany dia efa maharaka tsara ny atao hoe boost.

Izay no Antony nasiana ny formation boost page / message/ interaction/ commentaire en ligne ato aminay mba entina hanampiana anareo izay tsy mbola mahay , eny na efa mahay ihany ary fa tsy afapo amin'ny resulat 😊 jereo eto ambany 👇
https://www.facebook.com/share/1YpXzpAwGj/

Mankasitraka anareo rehetra izay efa nanjifa ary eto foana izahay hanampy rehefa misy tsy mazava 😊

MOTIVATION DU JOUR !La motivation au travail dia zava-dehibe mba hahatonga anao ho mahomby, ho afa-po amin’ny asanao ary...
06/03/2025

MOTIVATION DU JOUR !
La motivation au travail dia zava-dehibe mba hahatonga anao ho mahomby, ho afa-po amin’ny asanao ary hahatratra ny tanjonao.

🔥 Motivation intrinsèque (ce qui vient de toi):
✅ Passion et intérêt : Tianao ve ny asanao ? Mitadiava dikany amin’izay ataonao.
✅ Développement personnel : Mianara fahaizana vaovao na dia efa sady efa miasa ary.
✅ Défi et ambition : Mametraha tanjona mazava

💰 Motivation extrinsèque (facteurs extérieurs)
✅ Rémunération et récompenses : Karama, tambinkarama, fankasitrahana.
✅ Environnement de travail : Une bonne ambiance et des collègues motivants.
✅ Perspectives d’évolution : Fahafahana miakatra amin’ny asa sy mandroso amin’ny asa.

🚀 Astuces pour rester motivé :
🔹 Mametraha tanjona mazava sy azo tanterahina.
🔹 Ataovy milamina ny fandaminana ny fotoananao, fa aza manao zavatra amin’ny farany foana.
🔹 Tandremo ny fifandanjana amin’ny asa sy ny fiainana manokana.
🔹 Mifanerasera amin’ny olona tsara fanahy sy mampahery fo.
🔹 Tsarovy foana ny antony anaovanao an’io asa io (vola, fitiavana, fanatanterahana tetikasa...).

Tadiavo foana ny RAISON DE VIE anao.

Address

Androndra
Antananarivo
101

Telephone

+261346112958

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Digital Pro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share