
01/07/2025
✅Tontosa ny farany herinadro teo ny fanombohana ny fankalazana ny faha 10 taonan'ny FPVM Jerosalema Vaovao ao Paris izay tahirin'i Pasteur Inah. Nanotrona sy nanome voninahitra azy ireo ny delegasiona avy aty Madagasikara Pasteur Fetra sy Iraka Rija.
Nifarana tao anaty Fiderana lehibe ny fotoana.
Mirary soa ny fiangonana izahay eto amin'ny Radio Fiotazantsoa