Valérie

Valérie Curly By Val 😍❤️
Curly et Belle 😍❤️

15/05/2026

Rehafa hanao sipa ry reto d mba miera @ bestie azafady a🙏

14/05/2026

Ce n'est pas mon genre de mec.

20/04/2026

Te hiteny fotsiny aho hoe ilaina ry reto ny câlin 🫂🥹.

20/04/2026

Aza anareo ato fa hanomboka hagnano entraînement ana sourire commercial za io ato ato 😂😂

25/03/2026

Nandramanay fotsiny aloha fa mety ho gaga ianay ny sasany aminareo hoe " an 🙀 ianao vé io " oui za io mandihy io ❤️🫣😊

24/03/2026

Wa ☺️

19/03/2026

Tsimihety lahosam-bady 🫣😂

08/03/2026

Tsontsoko nisy 8 Mars ay,
Nahay nandihy Salegy, tsy tihiala banja konay 🤣😂

Forcé-na fotsiny hanao an'ireo rehetra reo.Manenjika an'io mahatonga ny olona sasany miteniteny foana ato Facebook.Rehef...
27/02/2026

Forcé-na fotsiny hanao an'ireo rehetra reo.
Manenjika an'io mahatonga ny olona sasany miteniteny foana ato Facebook.
Rehefa tsy mahita tenenina aza manao ry zareo fa tena misy maha menatra be anie.

18/02/2026

Saod ataonareo fa tsy manana ampoule ary izahay ?
🤣😂

Address

RN2
Antananarivo

Opening Hours

06:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Valérie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share