
27/05/2025
Nos félicitations aux nouveaux chefs de Clinique et Chefs de Travaux 2025. N'oubliez de continuer vos travaux de recherche pour ke développement de la médecine à Madagascar. Pour la publication des études concernant la cancérologie, la R***e Malgache de Cancérologie est un support à votre disposition. Bon vent. NB : deadline pour les 23èmes journées de Cancérologie de Madagascar le 30 juin 2025.
Ny Association d’appui à la Radiothérapie et l’Oncologie de Madagascar (AROM) dia miarahaba ireo mpikambana ao aminy izay afaka tamin’ny fifaninanana handraisana « Chef de Clinique » sy « Chef de Travaux » 2025.
Dr BATAVISOANIATSY Elodie Emile, Chef de Travaux en Biologie Médicale
Dr ANDRIANARISON Malalaniaina, Chef de Clinique en Dermatologie-Vénéréologie
Dr RAIVOHERIVONY Zo Irène, Chef de Travaux en Anatomie et Cytologie Pathologique
Dr BAKOHARILIVA Hasina Andrianarivony, Chef de Clinique en Pédo-psychiatrie
Dr RAKOTOARIVO Toky Harivonjy, Chef de Clinique en Oncologie Médicale
Dr ANDRIAMANJATO Hasina Menja Harivola, Chef de Clinique en Psychiatrie Adultes
Dr RANAIVO Ny Antsa Rinasoa, Chef de Clinique en Pédiatrie
Dr RASOARISOA Eliarivola, Chef de Travaux en Anatomie et Cytologie Pathologique
Mendrika ianareo ary samy manana ny maha izy azy amin’ny spécialité misy anareo tsirairay avy. Ny ifandraisanareo anefa dia ny fandraisanareo anjara amin’ny ady amin’ny homamiadana, izay ankasitrahana anareo tsy ankiato.
Manantena ny AROM fa izao toerana misy anareo izao dia mbola hanohizanareo ny asa karoka mahakasika ny homamiadana, ny fampianarana amin’ny sehatra misy anareo tsirairay avy ary ny fikarakarana ny marary amin’ny lafiny rehetra.