AKTIVEO

AKTIVEO Emission TV - Organisation Evenementielle - Conception audiovisuelle

MISY LALAO IZAY ATO🔥Manan-talenta ny Rap Gasy e❗Safidio ao izay tian'lisany dia manisy reaction kely fotsiny sady maka f...
07/08/2026

MISY LALAO IZAY ATO🔥
Manan-talenta ny Rap Gasy e❗

Safidio ao izay tian'lisany dia manisy reaction kely fotsiny sady maka fafiny ohatra.

IZA NO TENA TIN'LISANY TAO?🔥

Mankasitraka antsika rehetra nandray anjara tamin’ilay « 16 MESURES CONTEST » 🙏🏽🙏🏽Marobe ianareo no nandefa vidéo taty aminay, eny na hatramin’ny maraina teo kanefa ireo nanaraka ny fepetra ihany no havoakanay rehefa avy eo.
Hita taratra be tamin’ny fifampiresahana tany anaty MP tany koa fa tsy mifaninana loatra amin’ilay loka isika fa fitiavana haneho an’ilay talenta sy ilay ‘UNITY’ anaty HIP HOP. 🤟🏿🤟🏿
Milay be lisany zalah dia andao raisintsika amin’ny maha lalao azy. 🙌🏾🙌🏾

⚠️⚠️Toy izao ny lalàna fisafidianana ny video, izay be réaction positive indrindra no mahazo ny loka. Toy izao ny fitsinjarana an’ilay « point » :

♥️ : 2 points
🫂 (Solidaire): 2 points
👍 : 1 point
😯 : 1 point
😂 : 0 point
😢 : 0 point
😡 : 0 point
⛔️Tsy azo ekena ny Auto-like na ny fampiasana application hahazahoana réaction tsy tena izy fa tsy manankery avy hatrany ny réaction rehetra eo aminlay publication.

Tohano ny manana talenta miavaka🙌🏾🙌🏾

TAIRO, ALATSAHO NY 16 !

06/08/2026

Ndao indray mba hifampizara izay son kifen'lisany e🔥
Alefaso ao amin'ny commentaire ao ohatra❗

29/07/2026

LOVA - Takodah & Ngah-B - Karnaz🔥

Toy izao ny angovo mety hoitanao ao amin'ny LE PAVÉ Antaninarenina ny Sabotsy 01 Aogositra hoavy izao ao anatin'ilay hetsika CELEBRATING 20 taona Laskart Madagascar Clothes./. United for Street Fashion
Ao amin'ny commentaire ny andinindininy🤘

23/07/2026

G.O.A.T🔥
Rehefa ny sipa no mifehy azy❗

14/07/2026

🔥 NOVERAP revient bientôt !

Depuis son lancement en novembre 2025, NOVERAP a réuni plusieurs rappeurs malagasy autour d'un même micro, d'un même instrumental et d'un même objectif : faire vivre un Hip Hop engagé, authentique et sans compromis.

À travers chaque épisode, des MCs venus d'horizons différents se succèdent sur une cypher, accompagnés des démonstrations de scratch de DIOJAY, pour offrir une expérience 100 % Hip Hop.

Grâce à votre soutien, nous avons enregistré des milliers d'interactions sur nos publications : vues, partages, commentaires et encouragements. Merci à toute la communauté ! ❤️

Aujourd'hui, une nouvelle étape commence.

Nous recherchons des partenaires, sponsors et entreprises qui souhaitent associer leur image à un projet culturel qui valorise les talents malagasy et la culture Hip Hop.

En devenant partenaire de NOVERAP, vous contribuez au développement d'une scène artistique locale tout en bénéficiant d'une visibilité auprès d'une communauté engagée.

📩 Si vous souhaitez collaborer avec nous, contactez-nous par message privé.

30/06/2026

Oviana ianao no nihaino Rap farany?🔥
Rapn'iza no noenoinao farany?

TANTARAO HIFAMPIZARANA E❗

17/06/2026

12 Andalana - Mason'Aloka 301 Madagascariensis - Ti-Ah.- LAZ

Raha te hankafy mivantana dia amin'ny SABOTSY zao zama a, 13h31 tsy DISO io ao amin'ny CFM Anosy🙌 .
Tapakila : 15.000MGA
Level'up
DIOJAY
TELO AOTRA REAL
Ilaria
TOVOLAH
Abdo-bra

Address

Ambohipo
Antananarivo
101

Telephone

+261322541413

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AKTIVEO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share