By Iriela 2.0

By Iriela 2.0 Page officielle d'Iriela ☑️

WhatsApp : 0️⃣3️⃣2️⃣3️⃣0️⃣4️⃣0️⃣3️⃣0️⃣2️⃣

tiktok : Iriela sy Tamby
(1)

Raiponce et Pascal 🐸🤧 Izao ito VAO avoaka 🤧🤣
26/08/2026

Raiponce et Pascal 🐸🤧

Izao ito VAO avoaka 🤧🤣

26/08/2026

Raiponce et Pascal 🐸🤧

Rehefa tsy nahazo sary niaraka tamin'i Fy Reko Band ihany dia aleo aloha Ilay coussin no alaiko sary 😅 Any @ studio Izan...
26/08/2026

Rehefa tsy nahazo sary niaraka tamin'i Fy Reko Band ihany dia aleo aloha Ilay coussin no alaiko sary 😅

Any @ studio Izany Dia Sady maka sary no manao défilé no manao répétition.

26/08/2026

Ao antsahamanitra ny fotoanantsika miaraka Mini Prodigy sy ny mpihira maro hafa ny Alahady 06 Septembre ho avy izao.

📍Tongava maro📍

Tsy haiko aloha ndry ry maman fa izaho tena mba manao manjamanja kosa le premier jour de la rentrée scolaire iny a ! 🫣Iz...
23/08/2026

Tsy haiko aloha ndry ry maman fa izaho tena mba manao manjamanja kosa le premier jour de la rentrée scolaire iny a ! 🫣

Izaho irery kosa ve no ho rodana be eo anefa eo daholo ny olona 😅? Na ilay zanako ary amin'izay mba mahatsiaro hoe... hummm tsy haiko e, azondry ve ? 🤧🫣

Dia itony ensemble itony hitako mety foana. Sady afaka mi-cross be mandeha miantsena aho avy eo hanenjika sakafon'ny mpianatra. Coton ito dia sady maivana no tsy mangidihidy. 🍒✨

📏 Tailles dispo : S, M, L, XL
💰 Prix : 26 000 Ar fotsiny (mba tsy mihinana composé kely aloha e 🤣)

📩 Raha mbola hiera ndry dia taraiky eo fa ny stock kely dia manjavona. Alefaso haingana ny commande ao amin'ny MP ! 🏃‍♀️💨

Na tsy mbola haka aza aloha dia jereo ny commentaires fa misy couleur manaova hevitra ao 😂

Ny akanjo 10/10, ny toerana 9/10, fa .... Ilay tarehy, Ilay tarehy re a, miteny AVY hatrany mihitsy hoe ampirimo any ami...
23/08/2026

Ny akanjo 10/10, ny toerana 9/10, fa .... Ilay tarehy, Ilay tarehy re a, miteny AVY hatrany mihitsy hoe ampirimo any amin'izay le téléphone 🤧

Iza koa no manana princesse rebelle ao an-trano ao ? Te ho zanako eo koa 😅🤣.

22/08/2026

Elle ne sait pas encore… 🥹❤️
Fa indray andro any, ho fantatrao hoe hatraiza ny fitiavan’i Maman anao. 🤍
Maman t’aime plus que tout, Iriela. ❤️

21/08/2026

Hitsiky ianao sa tsy hitsiky ?

Iza amin'ireto ensemble ireto no itanao hoe mety amin'Iriela ? ❤️ Sady Doux no confortables no stylés ireto ensembles 4 ...
20/08/2026

Iza amin'ireto ensemble ireto no itanao hoe mety amin'Iriela ? ❤️

Sady Doux no confortables no stylés ireto ensembles 4 vaovao ireto.

Tailles disponibles : De 1 à 12 ans.

Prix unique : 💰20 000 ar daholo .

Mba fidio hoe 1 🟢 sa 2 🟡 sa 3🟣 sa 4 🔴 no mety kokoa ☺️

📩Aza tara ! Alefaso MP ny couleur sy âge mety amin'ny Princesse-nao sao dia ho lany eo ihany.

19/08/2026

Rangitiko foana ito olona Kely ito 😅🫣
Teto izy dia midongy trotroina fotsiny anefa efa vavy antitra be. Dia andao koa anie Ilay Dadah e 🤣🫣

Address

Ivandry
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By Iriela 2.0 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share