Tontolon'ny Dijaka

Tontolon'ny Dijaka 🎚SOLUTIONS POUR DJ🎚
🔸0348700214🔸

⚡Asa hoe inona ilay nampihomehy an'lery teo? 🎯Miheritreritra ve izy fa tsy version Pro ny logiciel ato amin'ny pejy, dis...
24/07/2025

⚡Asa hoe inona ilay nampihomehy an'lery teo?

🎯Miheritreritra ve izy fa tsy version Pro ny logiciel ato amin'ny pejy, diso hevitra.

🔧🔹Mila Windows vaovao ve ny ordinatera-nao?🔧 Service de Réinstallation & Installation Windows 🔰💻 Manolotra fanavaozana s...
22/07/2025

🔧🔹Mila Windows vaovao ve ny ordinatera-nao?

🔧 Service de Réinstallation & Installation Windows 🔰

đź’» Manolotra fanavaozana sy fametrahana rafitra (Windows) izahay, miaraka amin'ny antoka:

âś… Stable sy mandeha tsara ny solosainao
âś… Apetraka avokoa ireo logiciel de base ilaina
✅ Mety amin’ny asa rehetra: bureautique, internet, design, sns
✅ Mahazaka logiciel vaovao (dernière version)

đź–Ą Azonao isafidiana:
🔹 Windows 7
🔹 Windows 10
🔹 Windows 11

🛠 Manao maintenance sy nettoyage complet ihany koa izahay, haharetan’ny fitaovanao!

📍 Toerana: Talatamaty
📞 Antsoy: 034 870 0214
đź’° Sarany mirary: 30 000 Ar monja!

🙏 Misaotra antsika rehetra izay mitoky sy misafidy anay hatrany!

🔴 LECTEUR DJ FULL VERSION 🔴🔹 VirtualDJ PRO Infinity✅ 8.2 – 123 Mo✅ 8.3 Plugins – 119 Mo✅ 8.2 2018 – 45,7 Mo macOS✅ 8.4 2...
22/07/2025

đź”´ LECTEUR DJ FULL VERSION đź”´

🔹 VirtualDJ PRO Infinity

✅ 8.2 – 123 Mo
✅ 8.3 Plugins – 119 Mo
✅ 8.2 2018 – 45,7 Mo macOS
✅ 8.4 2020 – 111 Mo
✅ 8.5 2021 – 712 Mo
✅ 8.5 2022 – 189 Mo
✅ 8.5 2023 – 433 Mo
✅ 8.5 2024 – 450 Mo
✅ 8.5 2025 – 461 Mo

🔹 Virtual DJ Pro

✅ V6.0.1 – 246 Mo
✅ 7.0.5 Full – 34,3 Mo
✅ 8.0 Evolution FULL – 151 Mo

🔹 Traktor DJ PRO

✅ 2 v2.9.0 – 283 Mo
✅ 3 v3.0.2 – 932 Mo
✅ 3 v3.2.1 – 742 Mo
✅ 4 v4.0.2 – 587 Mo
✅ 4 v4.0.0 – 359 Mo macOS

🔹 Serato DJ

✅ v1.6.1 – 139 Mo
✅ v1.9.0 – 229 Mo
✅ v1.9.6 – 244 Mo

🔹 Serato DJ Intro

✅ v1.2.6 – 5,14 Mo

🔹 Serato DJ Lite

✅ v1.0.3 – 82 Mo
✅ v3.0.0 – 778 Mo

🔹 Serato DJ Pro

✅ v2.5.5 – 697 Mo
✅ v2.6.0 – 680,9 Mo
✅ v3.1.1 – 1,21 Go
✅ v3.2.2 – 1,31 Go

🔹 Serato DJ Pro macOS

✅ v3.0.0 – 632 Mo
✅ v3.0.10 – 644 Mo
✅ v3.2.2 – 862 Mo

🔹 Serato DJ Pro Suite

✅ v2.2.0 – 65 Mo
✅ v2.4.2 – 64,8 Mo
✅ v2.5.7 – 664,2 Mo
✅ v3.0.10 – 1,51 Go

🔹 Rekordbox

✅ v6.0.1 – 164 Mo
✅ v6.6.4 – 365 Mo
✅ v6.7.0 – 588 Mo
✅ v6.8.4 – 629 Mo

🔹 Autres Logiciels DJ

✅ MixVibes Cross – v3.0.1 (105 Mo)
✅ DJAY PRO macOS – v5.1 (326 Mo)
✅ DJAY PRO macOS – v5.3.2 – 306 Mo

🔹 DJUCED

✅ v5.2.2 – 214 Mo
✅ v6.0.4 – 396 Mo

📞 Contact : 034 87 002 14
📍 Lieu : Talatamaty 🇲🇬

➡️ Version complète, facile à installer !

22/07/2025

🎯Fomba fametrahana ilay sound effect amin'ny Virtual DJ.

💿 PLAYLIST SPÉCIALE DIFAMA & FORA ZAZA 🎶✅ Détails :🔹 Nombre de fichiers : 400🔹 Format : MP3🔹 Taille : 2,11 Go🔹 Qualité :...
19/07/2025

💿 PLAYLIST SPÉCIALE DIFAMA & FORA ZAZA 🎶

✅ Détails :
🔹 Nombre de fichiers : 400
🔹 Format : MP3
🔹 Taille : 2,11 Go
🔹 Qualité : 44 100 Hz, 128–320 kbps, Stéréo
🔹 📂 Lien cloud disponible

📞 Contact : 034 87 002 14

🎧 Prêt à mixer les meilleurs sons traditionnels ! 🚀

➡️ "Pull up" Ao anatin'ny tontolon'ny DJ sy ny mozika (hip-hop, dancehall, reggae, sns.), "Pull up!" na "Rewind!" dia te...
29/06/2025

➡️ "Pull up"

Ao anatin'ny tontolon'ny DJ sy ny mozika (hip-hop, dancehall, reggae, sns.), "Pull up!" na "Rewind!" dia teny fanao rehefa tian'ny olona na mpanakanto (na DJ na artiste eo amin'ny sehatra) haverina avy amin'ny fiandohana ilay instru na hira satria mahafinaritra be ilay sombin-kira na manaitra kokoa.

Raha lazaina tsotra:

➡️ "Pull up" = "Avereno !"
Matetika io dia fanamarihana fa nankafizin’ny olona be ilay zava-nitranga,

Ohatra:
Teny mahery nataon’ny artiste,
Drop na beat nipoaka be teo partie,

Na DJ nanamboatra transition mahafinaritra.

➡️ "Inona ary no ataon’ny DJ rehefa "Pull up":

Atsahatra tampoka ilay hira,
Averina amin’ny intro na loop voalohany ilay instru, na eo amin'ilay tena nipoka be

Dia alefa indray ilay "drop" hitan'ny rehetra fa mahery.

Ohatra:
Artiste: "Woooow! DJ, PULL UP DAT!"
Dia averin'ny DJ ilay mozika avy any am-piandohana.

➡️ "Fanamarihana: amin'ny Reggae sy Dancehall sy ny mitovitovy aminy, matetika no mitranga io feeling io na ny mpanatrika mihitsy no mitaky "Pull up!" raha tena mitranga ilay "vibe" manokana.

🇲🇬🔹Mirary Son daholo zalahy a🔹

🎤 Te hanamboatra karaoke manokana? Sa te hiditra amin’ny sehatry ny karaoke matihanina?Ireto ny fitaovana sy logiciel il...
16/06/2025

🎤 Te hanamboatra karaoke manokana? Sa te hiditra amin’ny sehatry ny karaoke matihanina?
Ireto ny fitaovana sy logiciel ilaina sy mora ampiasaina ho an’ny fanombohana:

✅ Karafun Studio Pro – Hanamboatra karaoke amin’ny fomba matihanina
✅ Karafun Player – Hijerevana ny karaoke nataonao
✅ Spleeter – Hanasarahana feo (instrumental & vocal) ra tsy te hanao remake
✅ SoundForge – Hanitsiana sy hanadiovana ilay audio
✅ Pack Milkdrop – Hanampiana effets visuels manintona
✅ AAA Logo na Logo studio – Hanamboarana ny logo manokana ho an’ny pejy na chaîne-nao
🎥 Tutoriel vidéo complet – Mianara tsikelikely, mazava, sy amin’ny tena tsotra

📲 Raha mila ireo logiciel ireo miaraka amin'ny tutoriel feno, dia manorata mivantana amin'ny WhatsApp:
034 87 002 14

🔥 FL studio 2024🔹FL Studio features REAL-TIME STEM SEPARATION
01/06/2025

🔥 FL studio 2024

🔹FL Studio features REAL-TIME STEM SEPARATION

Mise à jour 🔥🎧 Serato DJ Pro v.3.3 pour Win
31/05/2025

Mise à jour 🔥
🎧 Serato DJ Pro v.3.3 pour Win

🚀 Mitady logiciel ho an’ny Mac 💻, Windows 🖥️, na fitaovana hafa?🎯 Na inona na inona logiciel tadiavinao — DJ, montage vi...
30/05/2025

🚀 Mitady logiciel ho an’ny Mac 💻, Windows 🖥️, na fitaovana hafa?

🎯 Na inona na inona logiciel tadiavinao — DJ, montage vidéo, design, bureautique, effets, vst, multimédia, sns. — dia azoko karohiny ho anao!

📦 1Go ka hatramin’ny 100Go+? Tsy olana! Atao haingana, milamina.

💬 Midira MP na manorata mivantana amin'ny WhatsApp: 034 87 002 14 📲

âś… Azo alaina mora, haingana
✅ Ho an’ny DJ, mpianatra, freelancer, studio, vidéaste

📥 Ataovy lisitra fotsiny ny logiciel tadiavinao dia zaho no mikaroka azy avy hatrany!

Mise à jour 🔥🎧 Djay Pro 5.3 pour MacLe logiciel DJ intelligent, puissant et moderne – pour débutants et professionnels.-...
29/05/2025

Mise à jour 🔥
🎧 Djay Pro 5.3 pour Mac

Le logiciel DJ intelligent, puissant et moderne – pour débutants et professionnels.
---
🔥 Contrôleurs compatibles avec Djay Pro 5.1 (Mac) :

Pioneer DDJ-FLX4
Reloop Buddy
Reloop Beatpad 2
Numark Mixtrack Pro FX
Pioneer DDJ-200
Reloop Mixon 4
Numark Mixstream Pro Go
Numark Party Mix II & Live
Reloop Ready
Pioneer WeGO4 / WeGO3 etc...
---
💻 Systèmes macOS compatibles :

macOS Monterey (12)
macOS Ventura (13)
macOS Sonoma (14) etc...

âś… Compatible avec puces Apple Silicon M1 / M2 / M3
---
Fonctionnalités clés :

Mixage jusqu’à 4 decks
Effets professionnels et loops avancés
Séparation des stems (voix, percu, instru...)
Synchronisation ultra-précise
Support streaming : TIDAL, SoundCloud, Beatport
Automix avec IA intégrée
---
📞 Besoin d’installation, d’aide ou d’un accompagnement DJ ?

📲 Contact WhatsApp : 034 870 0214
🎧 Je propose :
• Installation • Formation • Mapping
• Packs de samples • Configuration complète DJ
---
✅ Logiciel fiable, fluide, compatible avec les dernières générations Mac.
Parfait pour des prestations live, des mixtapes ou des débuts DJ réussis.

Address

Lot 85bis
Antananarivo
105

Telephone

+261348700214

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tontolon'ny Dijaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tontolon'ny Dijaka:

Share

Category