
07/09/2025
🕊🕊🙏Anio Alahady 07 Septambra 2025, amin’ny 10 Ora maraina Oran'i Roma ary amin'ny 11 Ora eto Madagasikara eo amin'ny "Place Saint Pierre" ny Sorona Masina lehibe hananganana ho Olomasina an'i Carlo ACUTIS, 15 taona, sy i Pier Giorgio FRASSATI, 24 taona. 🤍✨
Fitaratra ho an'ny Tanoran'ny vanim-potoana ankehitriny.🕊🕊🙏