Zedah Tableau en PVC/Panneau en PVC

Hamiratra ny fety izay karakarainao amin'ireto Tableau de bienvenue ireto😍 ✅ 25.000 Ar ✅ Personnalisable ✅24h dia vita✅ ...
08/05/2026

Hamiratra ny fety izay karakarainao amin'ireto Tableau de bienvenue ireto😍
✅ 25.000 Ar
✅ Personnalisable
✅24h dia vita
✅ Afaka atao lehibe tsara

Ho antsika izay mikarakara mariage, fiançailles ,anniversaire, premier communion, baptême... sns eh✅Afaka atao lehibe ts...
29/04/2026

Ho antsika izay mikarakara mariage, fiançailles ,anniversaire, premier communion, baptême... sns eh
✅Afaka atao lehibe tsara otran izao ihany koa ny Tableau de bienvenue
✅ Teto izao an 170cmx1m ilay sary lehibe monochrome dia 1mx50cm ilay bienvenue fotsy
Tongava Mp na miantso 034 80 291 06

Ity zavatra ity ilay entin'ny invités mody foana😁.Souvenir kosa eh😊Manomboka amin'ny 7.000 Ar ny nom table dia efa mahaz...
27/04/2026

Ity zavatra ity ilay entin'ny invités mody foana😁.
Souvenir kosa eh😊
Manomboka amin'ny 7.000 Ar ny nom table dia efa mahazo an.
Alefaso ny commande na afaka miantso ihany koa ny 034 80 291 06

❌HEY OH❌Tsy mijanona eo amin'ny tableau de bienvenue ihany ny decoration amin'ny fête an.Fa misy ihany koa ny sary décou...
23/04/2026

❌HEY OH❌
Tsy mijanona eo amin'ny tableau de bienvenue ihany ny decoration amin'ny fête an.
Fa misy ihany koa ny sary découpé otrizao.
✅sur mesure
✅Prix discutable
✅ A partir de 70.000 Ar

Hafakely indray ity tableau de bienvenue commande client iray ity an😍✅40.000 Ar Dia mahavita zavatra tsara kely otranzao...
21/04/2026

Hafakely indray ity tableau de bienvenue commande client iray ity an😍
✅40.000 Ar
Dia mahavita zavatra tsara kely otranzao nefa miavaka😍

✅ EN PROMOTION AMIN'ITY VOLANA AVRIL ITY IHANY✅35.000 Ar (40x30cm 3 pièces)Avadio souvenir amin'izay ny photo ao anaty g...
13/04/2026

✅ EN PROMOTION AMIN'ITY VOLANA AVRIL ITY IHANY
✅35.000 Ar (40x30cm 3 pièces)
Avadio souvenir amin'izay ny photo ao anaty galerie ao eh😊

Tsy ratsy akory le maka sary eo alohan'ny tête de cortège fa aleo mba ovaina indray ehmba atao PHOTOBOOTH indray😊à parti...
07/04/2026

Tsy ratsy akory le maka sary eo alohan'ny tête de cortège fa aleo mba ovaina indray eh
mba atao PHOTOBOOTH indray😊
à partir ny 50.000 Ar
Sady personnalisable tsara amin'ny thème anao

05/04/2026
Tsenao amin'ny fomba mihaja sady manokana ny invités amin'ny lanonana karakarainaoManomboka amin'ny 25.000 Ar dia efa ma...
01/04/2026

Tsenao amin'ny fomba mihaja sady manokana ny invités amin'ny lanonana karakarainao

Manomboka amin'ny 25.000 Ar dia efa mahazo décoration kanto otranzao
Aza misalasala mandefa Mp na miantso 034 80 291 06

Ho anao izay hikarakara lanonana toy ny mariage, fiançailles, anniversaire, baptême NOM DE TABLE  EN PVC à partir ny 7.0...
18/02/2026

Ho anao izay hikarakara lanonana toy ny mariage, fiançailles, anniversaire, baptême
NOM DE TABLE EN PVC
à partir ny 7.000 Ar
Afaka personnalisena tsara amin'ny thème anao

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261348029106

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zedah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share