Vaovao Ambohipo,Ankatso,ambolokandrina

Vaovao Ambohipo,Ankatso,ambolokandrina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vaovao Ambohipo,Ankatso,ambolokandrina, Media/News Company, 3 chemins, Antananarivo.

''Tsy maha princesse an'lah ny JIRAMA''Ho izy chef Rija ๐Ÿ˜…
01/12/2024

''Tsy maha princesse an'lah ny JIRAMA''
Ho izy chef Rija ๐Ÿ˜…

01/12/2024

๐Ÿ”ด Raha sakafo ianao dia inona ?

โš ๏ธ Aubergine ๐Ÿ†

30/11/2024

ร‰cole itako tena miavaka eto Ambohipo.
L'as Vegas School ๐Ÿป๐Ÿบ๐Ÿท

sao de misy liana, alefaso ny cv ๐Ÿ˜‚
22/03/2024

sao de misy liana, alefaso ny cv ๐Ÿ˜‚

Ny sipa sasany eto Ambohipo ๐Ÿ˜…๐Ÿคฃ๐Ÿ˜‚Mba mentionnรฉ ao @ Com's hoe izay fantanao any ๐Ÿ˜…
06/12/2023

Ny sipa sasany eto Ambohipo ๐Ÿ˜…๐Ÿคฃ๐Ÿ˜‚
Mba mentionnรฉ ao @ Com's hoe izay fantanao any ๐Ÿ˜…

17/11/2023

๐…๐ˆ๐‘๐Ž๐๐€๐Œ-๐๐Ž๐Š๐€๐“๐‘๐€ ๐•๐Ž๐๐‰๐ˆ๐Œ๐€๐ˆ๐Š๐€
๐‘๐‘œ๐‘š๐‘Ž 17 ๐‘›๐‘œ๐‘ฃ๐‘Ž๐‘š๐‘๐‘Ÿ๐‘Ž 2023 - 9 ora sy sasany maraina

Vokatra azo avy amin'ny biraom-pifidianana miisa ๐Ÿญ ๐Ÿณ๐Ÿฎ๐Ÿฎ amin'ny ๐Ÿฎ๐Ÿณ ๐Ÿฏ๐Ÿณ๐Ÿฑ. Izany hoe ny ๐Ÿฒ,๐Ÿฎ๐Ÿต% no naharaisana vokatra.

Taham-pahavitrihan'ny mpifidy : ๐Ÿฏ๐Ÿต,๐Ÿฑ๐Ÿฒ
Mpifidy nisoratra anarana : ๐Ÿต๐Ÿฏ๐Ÿฎ ๐Ÿฒ๐Ÿญ๐Ÿฒ
Mpifidy nandatsa-bato : ๐Ÿฏ๐Ÿฒ๐Ÿด ๐Ÿต๐Ÿณ๐Ÿฑ
Vato manankery : ๐Ÿฏ๐Ÿฏ๐Ÿฏ ๐Ÿฒ๐Ÿณ๐Ÿต
Vato fotsy : ๐Ÿฎ๐Ÿญ ๐Ÿฐ๐Ÿด๐Ÿญ
Vato maty : ๐Ÿญ๐Ÿฏ ๐Ÿด๐Ÿญ๐Ÿฑ

Marihina fa ny antontanisa zaraina hatreto dia vonjimaika, antsoina hoe fironam-bokatra na "tendances des rรฉsultats", azo avy amin'ny alalan'ireo PV na fitanana an-tsoratra an-tsary, avy any amin'ny biraom-pifidianana.

ร‰lection AEUTNA 2023 DIMANCHE 12 Novembre hoavy izao fotonantsika hifidy CANDIDATS Nยฐ02 ao @ Fast-food Ankatso2 Mitondra...
08/11/2023

ร‰lection AEUTNA 2023
DIMANCHE 12 Novembre hoavy izao fotonantsika hifidy CANDIDATS Nยฐ02 ao @ Fast-food Ankatso2

Mitondra: - CIN + carte AEUTNA ou CIN (Copie) + Adhรฉsion ou Relevรฉ de note 2023 pour les nouveaux bacheliers


Fidiontsika CANDIDATS Nยฐ02 โœŒโœŒ๐Ÿค
"Zanak'Antalaha mifampatoky, mifampitsinjo ary tsy mifagnary"
IZAY TSY MIETSIKY TAVELA ๐Ÿ’ช๐Ÿคโค

๐Ÿ‘Œ
17/10/2023

๐Ÿ‘Œ

15/08/2023

Fรฉlicitations ho zandry vo afaka Bac โค๏ธ
Ato zahay miambigny andre hianatra a Tana.

Devine le nom du quartier ๐Ÿคฃ๐Ÿ˜…๐Ÿ˜‚
02/07/2023

Devine le nom du quartier ๐Ÿคฃ๐Ÿ˜…๐Ÿ˜‚

Address

3 Chemins
Antananarivo
101

Telephone

+261327126808

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vaovao Ambohipo,Ankatso,ambolokandrina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vaovao Ambohipo,Ankatso,ambolokandrina:

Share