Chez Myra

Chez Myra Nouveautés Clip malagasy 100%

06/06/2025
Mety mandalo ady mafy ianao izao, miaritra fanenjehina, mihaina anaty fahakiviana lalina, mihaina izany hoe tondro molot...
05/06/2025

Mety mandalo ady mafy ianao izao, miaritra fanenjehina, mihaina anaty fahakiviana lalina, mihaina izany hoe tondro molotra sy latsalatsa izany, mihaina fijaliana isan-karazany. Miezaha, fantaro fa tsy misy afatsy ny ezaka avy aminao ihany no afaka hitondra fiovana amin'ny fiainanao, miezaha fa ianao no lakile ny fahombiazanao. Ataovy menatra ireny olona ireny. Aza mamaly azy Akory an! Reseo amin'ny alalan'ny fahombiazanao ny olanao

👉Afaka MANOVA ny fiainanao ianao
Am-pitiavana be 🥰🥰
Bonne journée daholo 😘

03/06/2025

Aza manaiky raha tsy tratra ny tanjona
Manaova dingana
Mifalia amin'ny fanantenana

Te ho lasa lavitra eo amin'ny projet anao ianao na koa te hanomboka fa mbola feno tahotra Sao tsy hahomby? Miezaha mba h...
02/06/2025

Te ho lasa lavitra eo amin'ny projet anao ianao na koa te hanomboka fa mbola feno tahotra Sao tsy hahomby? Miezaha mba hanana Ireto toetsaina ireto👇

✅Aza mifantoka amin'ny sakana fa mifantoha fahombiazana mety ho azonao.

✅Aza mifantoka amin'ny vola mivoaka fa mifantoha amin'ny tombony mbola ho azonao rehefa mampiasa vola ianao.

✅Aza mifantoka amin'ny fatiantoka mety ho azonao fa mifantoha kosa amin'ny tombony mety ho azonao.

✅Aza mifantoka amin'ny kely anananao fa mifantoha kosa amin'ny fahaizanao mampiasa ny kely anananao mba hitombony hatrany

✅Aza mifantoka amin'ny zavatra tsy ampy eo aminao fa mifantoha kosa amin'ny fomba hamenoanao ireo tsy ampy ireo mba hahazoanao vokatra be be kokoa hatrany.

✅Farany dia aza mino hoe tsy afaka ny hahomby ianao fa minoa kosa hoe ao aminao ny tombotsoa rehetra mba hampahomby anao. Ny tokony hataonao dia miezaka foana isanandro mba hanatraranao ny tanjonao.

Fantaro fa ny fomba fisainao no tena amantarana hoe ho lasa lavitra ve ianao sa tsia.
Raha mifantoka amin'ny lafy tsaran-javatra foana ianao dia hifantoka amin'ny tombotsoa fa tsy ny sakana, ary koa hifantoka amin'ny vokatra ho azo fa tsy izay lany. Ny mahantra dia mifantoka amin'ny tsy ampy eo aminy fa ianao kosa mifantoka amin'ny fahabetsahana mbola ho azonao.
Mila manana fisaina mpanakarena ianao raha te hahazo harena, izany hoe mifantoka amin'ny zavatra betsaka mbola ho azonao nohon'ny efa misy eo aminao.
Mirary fahombiazana tompoko.

Miroso Amin'ny Fahombiazana

Soava alahady jiaby o
11/05/2025

Soava alahady jiaby o

Robert Francis Prevot, no anaran'ny kardinaly voafidy ho Pape vaovao, teraka tao Chicago, 70 taona izy izao, Amerikanina...
08/05/2025

Robert Francis Prevot, no anaran'ny kardinaly voafidy ho Pape vaovao, teraka tao Chicago, 70 taona izy izao, Amerikanina ny tenany.
Nisafidy hitondra ny anarana Pape Leon XIV
Miarahaba ny Kristianina Katolika rehetra 🙏

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Myra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share