Chez Myra

Chez Myra Vente en gros et en détail

MPAMONJY NO TERAKA HOANAREO ANIO AO ANTANANAN'I DAVIDA, DIA I KRISTY TOMPO.Mirary Krismasy sambatra sy feno fiadanam-po ...
24/12/2025

MPAMONJY NO TERAKA HOANAREO ANIO AO ANTANANAN'I DAVIDA, DIA I KRISTY TOMPO.
Mirary Krismasy sambatra sy feno fiadanam-po hoan'ny tsirairay 🎉🎉🎊

AMPIO AHO TANTANO AMPITIAVANA JESOA O...FA RAHA NY HERIKO IHANY DIA HOE KIVY MIANDALANA AHO...
21/12/2025

AMPIO AHO TANTANO AMPITIAVANA JESOA O...
FA RAHA NY HERIKO IHANY DIA HOE KIVY MIANDALANA AHO...

Zany hono e 😂😂
19/12/2025

Zany hono e 😂😂

NY FIFANOHANANA EO AMIN'NY MPIVADY... LAKILE AN'NY FAHOMBIAZANANy tena tanjaky ny mpivady dia tsy hoe ny tsy fisian’ny o...
19/12/2025

NY FIFANOHANANA EO AMIN'NY MPIVADY... LAKILE AN'NY FAHOMBIAZANA

Ny tena tanjaky ny mpivady dia tsy hoe ny tsy fisian’ny olana Akory, fa ny fahaizana miatrika azy miaraka.
Rehefa reraka ny iray, ny iray no mitsangana ho hery.
Rehefa kivy ny iray, ny iray no mampahery sy mampitsiry fanantenana.

Ny fitiavana marina tsy fifaninanana, fa fiaraha-miady.
Tsy “izaho irery”, fa “isika roa” no teny mampandresy. Miasa miaraka no fahombiazana

Ho an’ny mpivady rehetra mamaky izao:
👉 Mifanohana, fa aza mifampitsara.
👉 Mifampitondra, fa aza mifampifehy.
👉 Mifampivavaka, fa aza mifampialona na mifanozona

Satria rehefa mpivady iray mifanohana no mijoro,
dia lasa fampaherezana ho an’ny mpivady maro izy ireo.

Mifanohàna Fa aza mifanenjika na mifanozona. Mifameno ny mpivady fa tsy tokony mifamono

Identifieo eto ilay vadinao mifanohana aminao iny

Lalina ho ahy ry Tompo Andriamanitra ô! Ny mitanisa ny fitiavanao; notsimbininao ry Tompo izany fahantrako, fa lanina ho...
18/12/2025

Lalina ho ahy ry Tompo Andriamanitra ô! Ny mitanisa ny fitiavanao; notsimbininao ry Tompo izany fahantrako, fa lanina ho ahy ny Fitiavanao 🥰🥰

17/12/2025

Toran'ny fimezana ah 🤣🤣🤣

Zay ilay vehivavy e 🤣
17/12/2025

Zay ilay vehivavy e 🤣

Mahareta hatrany amin'ny fivavahana, hivaly ato ho ato ny vavakao izay mahita ity publication ity 🙏 tafandrimandry dahol...
16/12/2025

Mahareta hatrany amin'ny fivavahana, hivaly ato ho ato ny vavakao izay mahita ity publication ity 🙏 tafandrimandry daholo

🤣🤣Hindrana
16/12/2025

🤣🤣
Hindrana

Efa vokatra izy zao an 😊
16/12/2025

Efa vokatra izy zao an 😊

15/12/2025
Mba mi insisteva ihany nareo lehilaly fa manjary mampisy olana 😂
15/12/2025

Mba mi insisteva ihany nareo lehilaly fa manjary mampisy olana 😂

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Myra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share