03/03/2026
đ Ătudiant(e), jeune diplĂŽmĂ©(e) ou en recherche dâemploi ?
Aujourdâhui, envoyer seulement un CV ne suffit plus.
Pour décrocher un stage ou un travail, il faut se démarquer et montrer concrÚtement ce que vous savez faire.
Je crĂ©e pour vous un portfolio professionnel moderne, responsive et adaptĂ© au mobile đ±đ»
âïž PrĂ©sentation claire et structurĂ©e
âïž Mise en valeur de vos compĂ©tences
âïž Projets dĂ©taillĂ©s
âïž Lien professionnel partageable
âïž Design sĂ©rieux et impactant
đ„ Prix Ă partir de 40 000 Ar
đĄ Vous recevez un aperçu (preview) avant tout paiement.
Ne laissez plus passer des opportunitĂ©s Ă cause dâun manque de visibilitĂ©.
đ© Ăcrivez-moi en message privĂ© pour dĂ©marrer.
âââââââââââââ
đ Mpianatra, vao nahazo diplaoma sa mitady asa ?
Ankehitriny, tsy ampy intsony ny mandefa CV fotsiny.
Raha te hahazo stage na asa ianao dia mila mampiseho mazava ny fahaiza-manaonao sy miavaka aminâny hafa.
Manamboatra portfolio matihanina, maoderina ary mifanaraka aminâny finday đ±đ» izahay ho anao.
âïž Fampahafantarana momba anao
âïž Fanehoana mazava ny fahaiza-manao
âïž Tetikasa voasoritra tsara
âïž Rohy matihanina azo zaraina
âïž Endrika manintona sy matotra
đ„ Vidiny manomboka aminâny 40 000 Ar
đĄ Omena aperçu (preview) aloha ianao vao mandoa vola.
Aza avela ho very ny vintana mety hahazoanao asa noho ny tsy fahampianâny fanehoana ny tenanao.
đ© Manorata hafatra manokana raha te hanomboka.