Lapa.103

Lapa.103 🇺🇸 L.A.P.A (ɛl.eɪ.piː.eɪ) is an indie record label from Madagascar, a third world african
Music & video : https://linktr.ee/L.A.P.A

We are black artists from the third world. Art is our unique weapon to convey new ideas, to rewrite a new history and to fight the poverty that confronts us with every step we take. Our music coincides with our reality, our dreams, our pasts and especially our future. We call this artistic current and aesthetic: Afrofuturism. Izahay dia mpanakanto avy aty @ "Tiers monde". Ny kanto no hany sisa fit

aovana hampitanay hevitra vaovao, hanoratanay indray ny tantara nalevina ary hiadinay @ fahantrana izay mifanena aminay isaky ireo dingana lalovana. Ny kantonay dia mifanaraka amin'ny zava-misy sy marina iainantsika, ny nofin'ny tsirairay, ny lasa ary indrindra ny hoavintsika. Izany no antsoinay hoe " Afrofuturism".

11/07/2025

🤟

Io lery io e😂🤟Stay tuned foana aloha fa mahandro e☄
09/07/2025

Io lery io e😂🤟

Stay tuned foana aloha fa mahandro e☄

kaiz eh tsy maro raha resahana satria tsis resahana
fa ny sary no avelao iresaka

Efa niverina Pos-di ny U.P an'i SK FLEXX officiel.  Hoan'izay ni-save azy dia mila mamerina mi-save azy kely 🙏Izay mbola...
05/07/2025

Efa niverina Pos-di ny U.P an'i SK FLEXX officiel.

Hoan'izay ni-save azy dia mila mamerina mi-save azy kely 🙏
Izay mbola tsy nihaino, aza miandry tantaraina fa tsy mi-pawapawa io bro iray io 👽

Streameo milay ny EP raha te hanohana azy nareo e🤟 Dia aza alefa anaty playlist tsy fantatra ry lerony e 😅
Izay dia araho VKZ ihany 🌿

LINK: https://open.spotify.com/album/75NbxrsYJwHEq5cQOuf39W?si=oshcOuBoQV-l0-f7qIsElw

https://www.mediafire.com/file/cu74j54aniyl6sy/SK_Flexx_-_U.P_-_EP_-_L.A.P.A_2024.zip/file

Yo, nisy zavatra nitranga kely t@ Ep an'i SK FLEXX officiel tao anaty Spotify androany. Naharay mail avy @ Distrokid iza...
03/07/2025

Yo, nisy zavatra nitranga kely t@ Ep an'i SK FLEXX officiel tao anaty Spotify androany. Naharay mail avy @ Distrokid izahay fa hoe nesorin'i Spotify tao ny U.P fa nisy nampiditra tanaty Playlist automatic na artificial ny track " FFF ". Tsy avy aminay velively fa mety ilay track niodina be efa 2K tao dia nisy ni-save tany @ tsy hay tany e(io moa tsy hita daholo izay mampiditra ny track nao anaty playlist). Efa mora sabotena izany izao ny son anaty spotify 😏

Fa afaka 48 H dia miverina ao ihany fa efa mamaha olana izahay. 🤟

🤟 SK FLEXX officiel
02/07/2025

🤟 SK FLEXX officiel

SK FLEXX officiel Yvis Olof 🌪

GOOD JOB REBL SY STASHMUSIC🤟 Ahodony e🤏
27/06/2025

GOOD JOB REBL SY STASHMUSIC🤟 Ahodony e🤏

🎧 NEW EP "FCKNLF" 🎧 IS OUT NOW ‼️

Spotify: https://open.spotify.com/album/2WqBkdLWIAU25B10erE6qb
Apple Music: https://music.apple.com/album/1820691515

Prod Exécutifs: Stashmusic / Dj HMan
Prod musical: Illicite Records
Beatmaker: Fat Killah
Street Art Cover by Rina
Shoot by SM IMAGE
Directed by Sergio Mickael

Shout out à tous les rebels qui ont contribuer à la réalisation de ce EP 💪🏾🏴‍☠️

On vous drop le visualizer de à 12h sur notre chaîne YT 📺 et abonnez-vous pour ne pas rater les prochains drop 🎞

🤟
26/06/2025

🤟

Styl otrzay lesy My Men Kaid - MMK Yvis Olof 👽

Today tsika hanao Big UP hoan'ity bandin'YVSLF iray ity ☄Kas, Kas legend na Rollex na Poppa Kas na mbola PPK😂☄Izay hakob...
25/06/2025

Today tsika hanao Big UP hoan'ity bandin'YVSLF iray ity ☄Kas, Kas legend na Rollex na Poppa Kas na mbola PPK😂☄Izay hakobon'lah azy fa K.R.SKYD hiantsona azy @ ity version YVSLF sy LAPA iray ity. Hisaorana koa ireo nanolotra ny fankasitrahana👊. Ho avy rombotra lery fa efa miketrika ny azy sy ny maha YVSLF azy moramora ato. 🤟

Tsy mila instru fa ilain’ny instru 👽👽👽
22/06/2025

Tsy mila instru fa ilain’ny instru 👽👽👽

Big up  Kevin 🤟 Sady posdi n'aiza n'aiza: linktr.ee/L.A.P.A
11/06/2025

Big up Kevin 🤟
Sady posdi n'aiza n'aiza: linktr.ee/L.A.P.A

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lapa.103 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lapa.103:

Share

Category