Tia Anao

Tia Anao Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tia Anao, Media/News Company, Antananarivo.

23/07/2025

Ny olona tena tia dia eo foana hoanao na mora na sarotra💥

22/08/2024
03/08/2024

Ny compte verrouillé nareo ry Anabavy nefa ny fé déverrouiller👀🙈

Mirary fahasalamana❤💯
03/08/2024

Mirary fahasalamana❤💯

Hafatra hoan'i Big MJ avy @ i Rja Andie
Driiiii isaorana ianao manana ary te hizara, mety ho tonga any aminao ito commentaire- ko ito.
Nitsidika an’i Damyen kely za , 8 mianadahy zareo , izy ny faha-4 , izy dia grabataire , izany oe mila fanampiana amin’ny rehetra fa tsy mahavita tena intsony , sahirana ny RAD satria seqelles ny aretina nahazo azy ilay izy , tsymisy oe fahasitranana azo antenaina fa saingy afaka amaivanina ny quotidien- ny,
Mila fauteuil coquille izy afahany mipetraka dans la journée, mila lève malade satria efa miha lehibe dia mavesatra, akoatra ny fanafody , couche etc, ny zaza 7 mbola mila ireo RAD, miasa zareo fa mila tohana , ra sitrakao dia dao hifanampiana ny momba azy ireo fa tsy vitako irery
Misaotra mialoha ra tonga any aminao ny hafatro

Akaikin'ny Mpanakanto

01/08/2024

Ra mitia enao ka tsy manana fo madio dia mitovy ny tsy mitia💯❤

Marina💯❤
30/07/2024

Marina💯❤

12/06/2023

Io fitiavana io dia maharesy ny fiainana sarotra 💋

Tsy mety  ny mandainga amin' ny olotiana fa mandratra anao sy izay miaraka aminao izany💔😥
22/05/2023

Tsy mety ny mandainga amin' ny olotiana fa mandratra anao sy izay miaraka aminao izany💔😥

28/04/2023

Ho an'ilay Olona ho vadiko🥰💗

Mety mbola tsy tafahaona isika saingy mbola ho avy ny fotoana hifankahitan-tsika ity misy hafatra kely.

Tiako raha mba fantatrao fotsiny ny mombamomba ahy sy ny faniriako mialohany ahitanao ahy😁

Voalohany,Tsy karazam-behivavy mahazaka fampirafesana aho,sady tsy mahazaka hitsakitsahana,raha mieritreritra ny hanao izany ianao dia mipetraha tsara any amin'izay misy any aloha.🥹

Faharoa,matoa aho izay manaiky anao,nanao "Eny" dia tsisy fisalasalana izay fa tena tiako ianao,ka tiako raha mba omenao lanja ny fitiavako anao fa tsy andeha hararaotina.
Misy toetra kely aho,mampiavaka ahy,noho izany mika manaiky ianao fa tsy olona parfaite aho,sady tsy anjely ka tsy hanana fahadisoana sy Defaut...ka mila ekenao izany.🙏🏻

Fahatelo,manaiky izay defaut-nao rehetra aho,ny kilemanao rehetra ekeko daholo,raha kilema tsy natao fanahy iniana,fa ny voajanahary,ka ho mariky ny fitiavako anao dia handefitra aho amin'izay rehetra azoko leferina,hilaiko ianao mahatsapa ny fahadisoanao mba ahafahan-tsika mifandamina,toy izany koa ny hataoko,mila mifampihaino ny dikan'izany.😁

Faha efatra,rehefa samy mifanaja isika dia mino aho fa hilamina sy aharitra ny fiarahana,manohana anao aho amin'izay rehetra hataonao,ary ankasitrahako,dia mba tohano koa aho,ary ankasitraho izay kely mba vitako.🤎

Farany,ianao maha izy anao iny mihitsy no hitiavako anao,tsy mbola fantatro ianao hoe iza na iza,fa rehefa tafahaona kosa isika,dia mino aho fa hanana tonkatrano sambatra isika....😁😅❤

Aboneo ny page 🙏😍😍😍😍

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia Anao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share