09/09/2026
🔥🇨🇳 Nizhuhe - Chine no misy ity "ascenseur" goavana be mirefy 288 metatra ity 😲
Izy io dia natao hanamorana ny fandehanan'ny ankizy any an-tsekoly.👧👦
Ora 3 no lanin'ireo ankizy sasany rehefa mandeha mianatra,nohon'ny fahasarotany lalàna izay mideza.
🏗️ Nanomboka ny 31 Jolay lasa teo,niova ny zava-drehetra.
Nisy "ascenseur" maimaimpoana ho an'ny ankizy antsoina hoe .
-288 metatra ny haavon'ny
-Olona 81 miaraka no zakany
-5 metatra isan-tsegondra ny Hafainganam-pandeha
🚡 Rehefa avy miakatra amin'io ascenseur io dia mbola mitaingina indray izy ireo.
Any amin'ny haavo 1 650 metatra no misy ilay sekoly.
Noho izany dia latsaky ny 30 minitra sisa no fotoana laniny eny an-dalana.
🌄Tsy ny fianarana ihany no nahazo tombony fa mitombo koa ny mpizaha tany.
Maro ny trano fandraisam-bahiny sy fisakafoana vaovao misokatra.
Tombanana ho 15 000 isan'andro ny mpitsidika any an-toerana.
✍🏼 Dailyinfo.Mg