Tout pour Vous

Tout pour Vous 📌Vente en ligne mixte📌
0345094420 / 0377672838
Livraison partout a Madagascar 🇲🇬

29/10/2025

Bonjour daholo , afaka miditra mp i Ladhie Rakotoson maka ny bonbon crédit any an 😘❤
Bonne journée daholo

17/08/2025

nisy nangalatra ny phone ako niaraka tam karaapanondro , hiezaka be iverina faranzay aingana eto am page , ataovy am commentaire an"ito ny capture ho anareo zay nanao jeu d"interaction ireny jereko rehefa mverina eto , ho an zay tsy mahay mijery dia ao am a propos ato no misy anazy
zay fa mirary soa daholo dia mitandrema fona zareo ah 🙏🥺☺️

16/08/2025

Sarihantsika @ 20 Août io jeux robe fotsy ao io ah , mbola afaka milalao daholo , asao ny namana anaraka ny page 🥰

Disponible 📌Livraison partout a Madagascar 🛵🇲🇬
16/08/2025

Disponible 📌

Livraison partout a Madagascar 🛵🇲🇬

16/08/2025

Aza saro piaro ee shhh🤧
Feo : Kiala Ngita Masaky 😘

Iza ny aty majunga te ihinana bonbon manga? 😍Tena tsara be otrany hoe mihinana manga mhts enao amty 🤤
16/08/2025

Iza ny aty majunga te ihinana bonbon manga? 😍
Tena tsara be otrany hoe mihinana manga mhts enao amty 🤤

Bonjour nareo.. ❤️Inona ndray ny vaovao nareo ato? Tantarao hoe? Manomboka zao dia avadikantsika vola indray ny lokanlay...
16/08/2025

Bonjour nareo.. ❤️
Inona ndray ny vaovao nareo ato? Tantarao hoe?
Manomboka zao dia avadikantsika vola indray ny lokanlay jeu d'interaction an , tsisy nahazo t@ erinandro satria nihena be ny points tao efa niteny aho fa mila mihoatra noh lay nahazo teo aloha foana vao mahazo 🤗 zay izy no fitia mifamaly akie ah 🥰

Bonne journée daholo nareo 😘😘

06/08/2025

Ho anlay nahazo cadeau reo , iala aty majunga rahampitso ny entana an 😘
Iza no mbola anao commande mbola mandray za hatr@ rahampitso atoandro ❤️

Ry lehilahy midongy vehivavy parfaite ireo! Raha mitady vehivavy ohatran'ny anjely ianareo dia mitadiava aloha paradisa ...
05/08/2025

Ry lehilahy midongy vehivavy parfaite ireo! Raha mitady vehivavy ohatran'ny anjely ianareo dia mitadiava aloha paradisa ho azy fa ny vehivavy anjely tsy miaina any @ afo be

Bonjour daholo ❤️Na dia tsy nahatratra anlay points notadiavina ary ity dia omentsika robe ihany i Mi Mi satria tena nan...
04/08/2025

Bonjour daholo ❤️
Na dia tsy nahatratra anlay points notadiavina ary ity dia omentsika robe ihany i Mi Mi satria tena nanao ezaka be izy ❤️
Averiko iany fa misy points enjehana ny jeu d'interaction antsika isan -kerinandro satria efa mba manome loka ho anareo izahay dia mba mila ezaka kely avy aminareo ihany koa ☺️🙂
Points enjehantsika herinandro iny zany mbola +de 6000pts ihany

Afaka miditra mp ianao fa nahazo robe tsarakely 🥰

Bonne journée daholo ❤️

❤️Inty ilay ASTUCES ho antsika niandry oh 🥰🧴 1. Vinaingitra sy rano mafanaFangaro: 1 vera vinaingitra + 1 vera rano mafa...
03/08/2025

❤️Inty ilay ASTUCES ho antsika niandry oh 🥰

🧴 1. Vinaingitra sy rano mafana

Fangaro: 1 vera vinaingitra + 1 vera rano mafana

Fomba fampiasana:

Sasao amin'ny rano madio aloha ny volo

Asiana ilay fangaro vinaingitra

Atao massage kely amin’ny hodi-doha

Avela 10 minitra, dia sasana amin’ny shampoo kely

Tombony: Manala bakteria sy champignons

🥥 2. Menaka voanio (huile de coco)

Fomba fampiasana:

Afanaina kely ny menaka

Asiana amin'ny hodi-doha, atao massage 10 minitra

Avela 30-60 minitra na alina iray

Sasao amin’ny shampoo rehefa vita

Tombony: Mampitony ny fery sy manalefaka hoditra

🍋 3. Ranom-boasary makirana (citron)

Fomba fampiasana:

Tetehina citron, ka alefa mivantana amin’ny hodi-doha

Avela 5 minitra dia sasana amin’ny rano

Tombony: Manadio sy manala tasy angadrano

🌿 4. Aloe vera madio

Fomba fampiasana:

Alaina ny gel ao anatiny

Apetraka amin’ny hodi-doha, avela 30 minitra

Sasao amin’ny shampoo

Tombony: Mampitony, manalefaka, manadio

🍶 5. Yaourt naturel

Fomba fampiasana:

Asiana amin’ny loha toy ny masque

Avela 20-30 minitra, sasana amin’ny rano

Tombony: Manome "probiotiques" manampy manala angadrano

Torohevitra Fanampiny:

Aza manasa loha loatra (2-3 isa isan-kerinandro ihany)

Ampiasao shampoo tsy misy parfum na produit chimique

Raiso rano ampy, misakafo mahasalama

Aza mizara borosy na bandana amin’olona

Raha tsy mety mihitsy amin’ireo, dia mety ilaina ny mitsidika dokotera sao angadrano noho ny aretin-koditra (ex: dermatite seborrhéique).

Mikalo ✏️

03/08/2025

Aza adino fa misy points enjehantsika isan-kerinandro amlay jeu d'interaction an ❤️ raha vao tsy mahatratra dia tsy azo ny cadeau , +6000pts no avoakantsika rahampitso jerentsika zay mahazo robe tsarakely 😘

Address

Sabotsy Namehana
Antananarivo

Telephone

+261345094420

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tout pour Vous posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share