Tetik'Art

Tetik'Art "Ny zavakanto, natao hanehoana ny hevitrao."

🔷 TETIK’ART – Efa misy ny tranokalanay ofisialy! 🌐🎨Manambara am-pireharehana izahay fa efa misokatra ho an’ny rehetra ny...
18/07/2025

🔷 TETIK’ART – Efa misy ny tranokalanay ofisialy! 🌐🎨

Manambara am-pireharehana izahay fa efa misokatra ho an’ny rehetra ny site web ofisialin'ny Tetik’art!
➡️ Eto no ahitanao ireo entana sy serivisy omenay:
📌 Impression Grand Format
📌 Autocollant | PVC | Bâche | Tissu drapeau
📌 Ary maro hafa...

🛒 Afaka mijery ny entana, misafidy, ary mametraka commande mivantana amin'ny alalan'ny site web ianao!

👉 Tsidiho eto: http://tetikart.myartsonline.com/

🙏 Misaotra manokana an’i Anjaranotahiana Miharifinoana izay nanamboatra sy nikarakara ity site ity tamin’ny fahaiza-manao sy fitiavana 😍.

Efa misy Disponible avec support ko a😍✨  drapeau ,lehibe tsara👉🏻mp na 038 94 116 22 / 033 09 180 05
11/07/2025

Efa misy Disponible avec support ko a😍
✨ drapeau ,lehibe tsara
👉🏻mp na 038 94 116 22 / 033 09 180 05

Mandraycommande indray izahay a  en qualité tsara😍👉🏻mp na 038 94 116 22 / 033 09 180 05
11/07/2025

Mandraycommande indray izahay a
en qualité tsara😍
👉🏻mp na 038 94 116 22 / 033 09 180 05

Salama daholo oh😻🫶🏻Mitohy hatrany foana ny fandraisana commande a💥✨Bâche , autocollant , pvc👉🏻mp na 038 94 116 22 / 033 ...
04/01/2025

Salama daholo oh😻
🫶🏻Mitohy hatrany foana ny fandraisana commande a💥
✨Bâche , autocollant , pvc
👉🏻mp na 038 94 116 22 / 033 09 180 05

📢 TONGA NY TETIK'ART! 🎨📱Manana fitiavana amin'ny zavakanto sy ny teknolojia ve ianao? 🤔Anisan'ny Tetik'Art amin'izao dia...
15/12/2024

📢 TONGA NY TETIK'ART! 🎨📱
Manana fitiavana amin'ny zavakanto sy ny teknolojia ve ianao? 🤔
Anisan'ny Tetik'Art amin'izao dia: Fanangonana ekipa mamorona sy manangana application Android! 🚀

🔹 Fahafahana:

Mianatra sy mizara traikefa vaovao amin'ny famoronana application.
Miara-miasa amin'ireo tanora tia zavakanto sy teknolojia.
Ho isan'ny mpamorona fitaovana afaka manova fiarahamonina!
🔹 Inona no hatao?
1️⃣ Asio j'aime ny pejy-nay.
2️⃣ Alefaso ny hafatrao raha te ho tafiditra ao amin'ny ekipanay. ✉️
3️⃣ Atombohy ny dingana ho lasa mpamorona miaraka aminay! 🤝

👉 Andao iaraha-miketrika, mamorona, ary mampivelatra ny talenta!
📍 Tsy mila miandry intsony! Mandrosoa ary ankafizo ny dia miaraka amin'ny Tetik'Art! 😊

14/12/2024

Send a message to learn more

📢 Miarahaba antsika rehetra!Ho an’izay te handray anjara amin’ny fampiroboroboana ny pejy, dia indro misy hetsika mahafi...
14/12/2024

📢 Miarahaba antsika rehetra!
Ho an’izay te handray anjara amin’ny fampiroboroboana ny pejy, dia indro misy hetsika mahafinaritra ho anao:

👉 Ireo dingana tsotra:
1️⃣ Manisy J’aime ny pejy Tetik'art.
2️⃣ Mizara (Partager) ny pejy ao anaty groupe Facebook 5 farafahakeliny.
3️⃣ Alefaso aminay ny porofo (Capture écran) amin’ny hafatra manokana.

🎁 Izay mandray anjara dia mety hahazo loka avy aminay!
➡️ Loka: Ray amin'ireo Bâche ireo.

💡 Aza tara! Tsara kokoa raha mizara amin’ny namana sy mpiara-miasa ianao. Izay miara-miasa sy mamorona no tafita lavitra!

📩 Manomboka izao dia alefaso ny hafatrao.
’aimeSyPartager

Ny Tetik'Art dia manao:💥 conception 💥logos💥impression(   ,  ,  )📌Mandray commande foana izahay ary mifanaraka  ilainao👉🏻...
14/12/2024

Ny Tetik'Art dia manao:
💥 conception
💥logos
💥impression( , , )
📌Mandray commande foana izahay ary mifanaraka ilainao
👉🏻mp na 038 94 116 22 / 033 09 180 05

📢 Manasa anao hanaraka sy hanisy J’aime ny pejy Tetik'art!Te hahazo bâche, autocollant, PVC, ary flyers pub tsara kalita...
14/12/2024

📢 Manasa anao hanaraka sy hanisy J’aime ny pejy Tetik'art!
Te hahazo bâche, autocollant, PVC, ary flyers pub tsara kalitao sy manintona? 🤩 Tetik'art no safidy tsara indrindra ho anao!

🎨 Izay atolotray:
✅ Bâche matanjaka sy maharitra ho an'ny hetsika sy fandraharahana.
✅ Autocollant tsara kalitao hifanaraka amin'ny filànao.
✅ PVC manintona ho an'ny fanaovana dokambarotra.
✅ Flyers mamiratra ho an'ny dokambarotra Cash Point sy maro hafa!

💡 Ho fanampin’izany, mizara torohevitra momba ny famoronana sy teknolojia vaovao izahay mba hampisongadina ny hevitrao sy ny dokambarotrao.

🔥 Tianay ny hitombo miaraka aminao! Hanisy J’aime ve ianao?
➡️ Ampidiro J’aime ny pejy Tetik'art, zarao amin’ny namana, ary mifandraisa aminay raha mila fanazavana fanampiny!

📩 Vonona izahay hanampy anao!
’aimeNyPejy

Bâcheizahay tetik'art dia mbola manome ny conception tsara izay mety aminaoMidira Message na kitio ilay bouton Appeler m...
14/12/2024

Bâche
izahay tetik'art dia mbola manome ny conception tsara izay mety aminao
Midira Message na kitio ilay bouton Appeler maintenant

Address

Lot C3ter Alasora, Ambatomalaza
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tetik'Art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tetik'Art:

Share