Ataovy sérieux

Ataovy sérieux Pejy ifampizarana ny tsara ho fantatra sy fanalàna azy

07/07/2025
18/03/2025

Tsy maintsy miandry vita match barea rahampitso alina vao hiova kely ny populaire en ce moment 😁

18/03/2025

Meizan'ny olona indray ilay 🍬 kely.
Samy asio fanajana rangah a 😂

07/11/2023

Ary mandona be kay ireny beaufort ireny klé. Aleo milamina 🍺

06/11/2023

Ny bus any aminareo koa ve mandefa foana foana 🤔

29/08/2023

Dia tena tsy manana marteaux piqueur mihitsy ve ilay MTP @ ilay manoto tanana be 😪

29/08/2023

Mbola misy taxi-be tsy manana album Raouto ve eto Tanà? 🤔

Ôtrzao hono ny bibilava any @ la côte any 🤣🤣
20/08/2023

Ôtrzao hono ny bibilava any @ la côte any 🤣🤣

Aiza ity toerana ity izay mahita ary 🤔😊
04/07/2023

Aiza ity toerana ity izay mahita ary 🤔😊

13/12/2022

Androany ihany ny mondial fa rahampitso efa CAN an 😁

Niditra hôpitaly ilay mpivarotra hetotra kalaza💨Stephanie Matto no anaran'ity vehivavy mpivarotra hetotra @ bocal ity.Am...
07/11/2022

Niditra hôpitaly ilay mpivarotra hetotra kalaza💨

Stephanie Matto no anaran'ity vehivavy mpivarotra hetotra @ bocal ity.
Amidiny 1000$ ny bocal anakiray ka efa nahazoany 200000$ izany.
Mahavita mamokatra manodidina ny 50 hetotra anaty bocal isankerinandro noho izany ity vehivavy ity, ary mampidi-bola tokoa noho izany. Somary asiany ravina raozy kely mba hampiavaka azy ao anaty bocal 😁

Nohon'ny régime narahiny anefa mba hamokatra hetotra fiana dia niditra hopitaly izy ka nikatona ny orinasany mpivarotra hetotra ankehitriny.
💨🥴👃

Mba kely koa nama ity akoho ty ka 🤦‍♂️🤦‍♂️
26/10/2022

Mba kely koa nama ity akoho ty ka 🤦‍♂️🤦‍♂️

Address

Rakoto
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ataovy sérieux posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share