
17/09/2025
β¨ 12.500ar : Tanana + Tongotra manjakely β¨ Pose faux ongles π₯°
Mitady mpinamana ho atao an'ireto modΓ¨le ireto FA couleur : rose fushia ou blanc ππ€
Amin'ny lundi 21 septembre no ho atao ary olona disponible toute la journΓ©e , izahay no manatona anao ary tsy misy frais intsony
25.000ar izany ny fitambaran'ny vola aloanareo roa dia mahazo pose faux ongles main sy pied avy ianareo ππ₯Ή
Izay mi-confirme lieu sy contact mialoha any amin'ny mp no raisinay β€οΈπ«Ά