
18/09/2025
⚠️ Warm Up & After Glow.... Ndao isika hiara hi' mialoha sy aorinan'ny ee!!.
➡️ LETÀ +261 / Scotty Raz/ Dj Looping / ,manome fotoana anao eo antokotanin'ny Palais des Sports (Esplanade) ny Zoma 19 Sept sy ny Alahady 21 Sept... &
✅ Revy ivelany ,
🍻 Tsakitsaky sy Fisotro 🍻 ,
🔊🔊 DJ mix .....
🤗🤗 Tongava mialoha makamaka ambiance 😉😉