23/10/2025
📢📢Formation à Domicile 🥰🥰
Efa manantona anao izahay 🥰🥰
🌏 Te hianatra ny fanafarana entana avy any Chine ve ianao ?
Aza avela ho zava-miafina intsony izany 😍
➡️ Tongava amin’ny formation “Fanafarana Entana Chine” izay hanampy anao hahafehy tanteraka ny:
✅ Fomba fanafarana entana amin’ny 1688, Taobao, AliExpress ary Shein
✅ Fikarohana mpamatsy sy tragitaire azo antoka
✅ Fomba fandoavana (mode de paiement) sy fandefasana entana (livraison)
✅ Fanombanana ny frais sy fitantanana ny fidiran’ny entana
💰 Sarany: 65 000 Ar ihany
💡 Tsy resaka théorie fotsiny — fa fampiharana tena izy no hatao!
Na mipetraka any amin’ny faritra ianao, na maniry hanao formation en ligne, vonona izahay hanampy anao hahomby amin’ny fanafarana entana. 🚀
🎯 Tsy diso safidy ianao rehefa misafidy anay — satria izahay no manampy anao hahazo fidiram-bola amin’ny fanafarana entana !
📞 Contact: 033 935 7797
📦 Aoka ho ianao indray no ho lasa mpanafatra mahay sy mahomby!
---