Fanahy sy fiainana - Radio Balsama

Fanahy sy fiainana - Radio Balsama Fiainam-bavaka, fitaizam-panahy hiomanana ny amin'ny mandrakizay.

19/04/2023

Manasa antsika ankizy hihaino ny fandaharana "𝗠𝗯𝗮 𝗵𝗼 𝘇𝗮𝘇𝗮 𝗺𝗲𝗻𝗱𝗿𝗶𝗸𝗮"
Isaky ny alarobia tolakandro amin'ny 02 ora
ao amin'ny 100.4 Mhz

Send a message to learn more

🎼Andro tokana sarobidy no ankalazainay. Fa maty hisolo ny otanay ny Mpamonjinay.Esory ny masirasira ao am-po 🎵🎶Mesia voa...
01/03/2023

🎼Andro tokana sarobidy no ankalazainay.
Fa maty hisolo ny otanay ny Mpamonjinay.
Esory ny masirasira ao am-po 🎵🎶
Mesia voavono Pessah ho anay tsy andevo intsony izahay 🎶 - hira FIAMA
J-35

02/01/2023

Fandaharana "𝐼𝑧𝑎 𝑛𝑜 𝑚𝑎ℎ𝑖𝑡𝑎 𝑣𝑒ℎ𝑖𝑣𝑎𝑣𝑦 𝑡𝑠𝑎𝑟𝑎"
▶️ Renesinao isaky ny alatsinainy sy zoma
amin'ny ⏰ 06:15 maraina - ⏰ 07:00 hariva
ao amin'ny
📻

Address

Andohalo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanahy sy fiainana - Radio Balsama posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share