
09/04/2024
MATY ILAY MPITONDRA MOTO
Nisehoana lozam-pifamoivoizana teny By-pass ny atoandro teo.
Moto sy Camion no nifandona ka maty ilay mpitondra moto.
Izahaybzto amin'ny Vaovao Androany dia mirary fihononana ho an'ny havan'ny maty.