Tsara ho fantatra

Tsara ho fantatra Rehefa manondro Volana ny hendry dia ny tanany manondro ihany no ho hitan'ny vendrana.
(2)

Tsara ho fantatra
08/11/2025

Tsara ho fantatra

FIHAONANA voalohany ataony fitondram-panjakana manao iraka aty ivelany.RAMATOA Ministra misahana ny fizahan-tany sy ny a...
08/11/2025

FIHAONANA voalohany ataony fitondram-panjakana manao iraka aty ivelany.

RAMATOA Ministra misahana ny fizahan-tany sy ny asa tanàna Lily Rafaralahy hitafa mivantana ny Politika vaovao mahakasika ny fizahan-tany ary ny asa tanàna Malagasy.

Hitafa ihany koa amin'ireo Diaspora ny fahitan'izy ireo ny FANOVANA ary handraisan'izy ireo andraikitra aminy fampandrosoana ny firenena.

Rahampitso aminy 3 ora hariva no hanomboka ny fihaonana fa aminy 2 ora dia efa mandray olona ny Ambasady Malagasy ao Paris, hihaona aminy ramatoa Ministra.

Fa isika miaraka no hanova ny firenena.

Résidence de Madagascar
1 Boulevard Suchet
75016 Paris

Tsara ho fantatra Rahampitso amin'ny 10 ora maraina ao amin'ny QG Bel'air Ampandrana.Mifampilazà.
07/11/2025

Tsara ho fantatra
Rahampitso amin'ny 10 ora maraina ao amin'ny QG Bel'air Ampandrana.
Mifampilazà.

FANASANA
SABOTSY 8 NOVAMBRA 2025
10 ORA MARAINA
QG BEL'AIR

Fotoana izay hanolorana amin'ny fomba ofisialy ny MPANDRINDRA NASIONALY vaovao ny ANTOKO Tiako I Madagasikara ( Coordonnateur national) fa ihany koa fotoana izay hizaran'ny Filoha Marc RAVALOMANANA amintsika ny vaovao mahakasika ny raharaham-pirenena.

Fiantsoana ireo DIASPORA MALAGASY.Ny MOBILISATION DIASPORA MALAGASY MONDE dia miantso ireo Malagasy rehetra tia hitondra...
06/11/2025

Fiantsoana ireo DIASPORA MALAGASY.

Ny MOBILISATION DIASPORA MALAGASY MONDE dia miantso ireo Malagasy rehetra tia hitondra anjara biriky ho an'i Madagasikara.

Ho avy ny alahady 9 novembre izao ao aminy Ambassade de Madagascar

1 Boulevard Suchet 75016.

Hifanakalo hevitra amin'dRamatoa Ministrin'ny fizahan-tany sy ny asa tanana ary manamarika aminy fomba ofisialy ny fidirany Fanovana aminy taniny Repoblika Malagasy rehetra sahala ny MASOIVOHO Malagasy ao Paris.

Aminy 3 Ora ny fotoana hiarahana amin'ireo Diaspora nanohana ny hetsika aminy firenena 20 isa.

Fa isika no hitarika ny fanovana.

TSARA HO FANTATRA
05/11/2025

TSARA HO FANTATRA

PAGE Tojo Ravalomanana FAKE
Aoka samy ho mailo.

05/11/2025

Raharaha Mamy Ravatomanga

Tsara ho fantatra
04/11/2025

Tsara ho fantatra

04/11/2025

Analakely

ALEO ALOHA AVERINA ITONY miseho mahay raha itony🤣🤣🤣
30/10/2025

ALEO ALOHA AVERINA ITONY miseho mahay raha itony🤣🤣🤣

Tsara ho fantatra
30/10/2025

Tsara ho fantatra

TIAKO I MADAGASIKARA
MITSAHATRA TSY ANATIN'NY VOVONANA FIRAISANKINA

TIAKO I MADAGASIKARAMITSAHATRA TSY ANATIN'NY VOVONANA  FIRAISANKINA
30/10/2025

TIAKO I MADAGASIKARA
MITSAHATRA TSY ANATIN'NY VOVONANA FIRAISANKINA

30/10/2025

RAVAO IO COLISÉE MANOTA FADY IO.

AVERENO MAHAMASINA.

FAFAO NY ANARANA RAJOELINA fa tantara ratsy ho an'i Madagasikara.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsara ho fantatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share