Andriamampitony Frediot

Andriamampitony Frediot Actualités | Réflexions | Motivation...

22/09/2026

c'est trop fort

🌅 Salama daholo e!📅   dia voalohany volana Septambre🙏 Koa noho izany, voalohany indrindra dia misaotra an’Andriamanitra ...
01/09/2026

🌅 Salama daholo e!

📅 dia voalohany volana Septambre

🙏 Koa noho izany, voalohany indrindra dia misaotra an’Andriamanitra isika, noho Izy mbola antsika fahafahana hahatratra ity volana vaovao ity.

✨ Tsy fantatsika izay zavatra hitranga mandritra ity volana ity, fa ny azontsika atao dia ny manantena sy mino fa hitondra zavatra tsara eo amin’ny fiainantsika ity volana vaovao ity noho ny herin' .

🌸 Irariana mba hitondra fiadanana, fahasambarana, fahombiazana, fahasalamana ary fahafahana vaovao ho antsika tsirairay avy ity volana ity.

🤲 anie tsy ho very maina ny ezaka ataontsika, handroso hatrany ny tetikasantsika, hahita vahaolana ny olana sedraintsika, ary hahazo valiny ny vavaka ataontsika.

💪 Ary raha misy mandalo fotoan-tsarotra amin’izao fotoana izao, dia enga anie ity volana ity hanome antsika hery sy fahasahiana vaovao, mba tsy ho kivy isika fa hanohy hatrany ny lalantsika.

❤️ isika hifampahery sy hifampirary soa, satria indraindray dia teny kely fampaherezana fotsiny dia efa manova ny andron’ny olona iray.

🙏 anie no mba hitarika antsika tsirairay, hiaro sy hitahy antsika rehetra sy ny fianakaviantsika.

👉Mirary soa ho antsika rehetra

  ohabolana manoloana an'ity sary ity, ataovy ao am commentaires...  hoee
30/08/2026

ohabolana manoloana an'ity sary ity, ataovy ao am commentaires...

hoee

13/08/2026

🎯 Pour atteindre un grand objectif, il faut parfois savoir sacrifier certaines choses.

🔄 On ne peut pas vouloir changer de vie en gardant exactement les mêmes habitudes. Avancer, c’est accepter de renoncer : aux distractions, au confort facile, à certaines sorties, à certaines habitudes, et parfois même à certaines personnes qui te tirent vers le bas plutôt que vers le haut.

💰 Chaque grand objectif a un prix. Et ce prix, c’est toi qui décides si tu es prêt à le payer.

🔥 Sacrifier, ce n’est pas perdre. C’est simplement laisser derrière toi ce qui t’empêche de devenir celui que tu es capable de devenir.

🚀 Alors, si ton objectif compte vraiment pour toi, fais aujourd’hui ce que les autres refusent de faire — pour vivre demain ce qu’ils n’ont jamais osé construire.

💪 Choisis une vie difficile aujourd'hui pour avoir une vie facile demain....

Coaching by Princia Rakoto


30/07/2026


06/07/2026

Namarana ny anjarany tamin'ity taona ity i Neymar eo amin'ny tantaran COUPE DU MONDE... Ranomaso no niafarany nohony haresen'izy ireo nanoloana ny Norway tamin isa 2 noho 1....
Courage Neymar🤎💖??🇷
🇧🇷

27/06/2026

Efa tsy tazona intsony ty na hatao ahoana😅,
Ici c'est Madagascar...

26/06/2026

Tena mafy aloha ty sipa ty😅😅 sy ny adalany

01/06/2026

Mety amintsika vé raha toa ka hanao ankajo malotololo ny PRRM sy ny Vadiny?? Hoy hatrany ny fanontaniana napetran'i Colonel Michaël RANDRIANIRINA ny antony dia izao : mitondra «montre» ianao lazaina fa diamant...manao colier i Madama, alaina sary dia Alefa am Facebook fa en millions d'euros ny vidiny, Zay atao ao dia ts maintsy misy mpiresaka, Ary nambarany fa tsy mora akory ny mitondra Olona na hoe firenena fa adidy nomena azy ka ho vitainy.
Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andriamampitony Frediot posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share