DeeMikx Kayra

DeeMikx Kayra Disc Jockey (DJ) MALAGASY 🎧
Planificateurs d'événements ©
Insta: deemikx_kayra21📲
☎ 034 83 581 28
☎ 032 72 841 62
Made in AFRICA 💚
MADAGASCAR 🇲🇬
ARMUZIKA ™

Anisany sipa Mamiratra @ resaka Deejaing ko izy 🎧🌟💡
22/07/2025

Anisany sipa Mamiratra @ resaka Deejaing ko izy 🎧🌟💡

Mitoy fona ny festivals na misy ary ny Loza Tsy napoizina🎮💡🤝🏻🎧
19/07/2025

Mitoy fona ny festivals na misy ary ny Loza Tsy napoizina🎮💡🤝🏻🎧

The Tomorrowland Mainstage for 2025, built in under two days in front of the ruins of the burned down former ice-themed Mainstage.

Vaovao mapalahelo ho any Évent RAPITSO💔🥶
16/07/2025

Vaovao mapalahelo ho any Évent RAPITSO💔🥶

BREAKING NEWS ! Un énorme incendie s'est déclaré cet après-midi sur la mainstage 'ORBIZ' de Tomorrowland, la détruisant quasiment dans son intégralité... 🇧🇪 😭 😭 😭

Mafy izy, reareany DJETTE💘🎧👑
16/07/2025

Mafy izy, reareany DJETTE💘🎧👑

Charlotte de Witte sera la première artiste de l’histoire de Tomorrowland à ouvrir et clôturer la mainstage le même jour ! Rendez-vous le samedi lors du week-end 1 🇧🇪 😮 🔥

Misokatra any continents Asiatique ny GOOD VIBES Andry zareo Belgium 💡🌟🎧
11/07/2025

Misokatra any continents Asiatique ny GOOD VIBES Andry zareo Belgium 💡🌟🎧

Et on ne parle même pas de leurs différents shows à Ibiza, à l'ADE ou encore en Belgique 👀

Belle Hommages 🎧🌟
01/07/2025

Belle Hommages 🎧🌟

Tsy mety misy mahongana Mitsy ty fety ty efa Firy Taona Zay🌟🎧🏆
23/06/2025

Tsy mety misy mahongana Mitsy ty fety ty efa Firy Taona Zay🌟🎧🏆

Very Talenta ny Dijaka MALAGASY, Bon Mix Miaraka @ AVICII Any KEKA 🌟🇲🇬🎧🤝🏻
19/06/2025

Very Talenta ny Dijaka MALAGASY, Bon Mix Miaraka @ AVICII Any KEKA 🌟🇲🇬🎧🤝🏻

Maro ny DJ tonga niara nientana namangy ny fahoriana : i Kael na KEKA SHUSHI, … Misaotra antsika na ny tonga na ny tsy afaka 🙏



DJ manatalenta izy, Révélations niaraka t@ NATHAN 🎧🇲🇬🤝🏻 RIP Bro, Mirary fionona feno ho Any Manomanjo Rehetra. Mirary Fa...
17/06/2025

DJ manatalenta izy, Révélations niaraka t@ NATHAN 🎧🇲🇬🤝🏻 RIP Bro, Mirary fionona feno ho Any Manomanjo Rehetra. Mirary Fahasitranana ho Any Bola Tsaboina 🙏🏻✊🏻

Ho elah velona ny RAY Miatrika ADIDY Rehetra ✊🏻🏆👏🏻🏁
15/06/2025

Ho elah velona ny RAY Miatrika ADIDY Rehetra ✊🏻🏆👏🏻🏁

⭕ NY RAY

👉Ny ray tsy mitsetra zanaka fa manao izay ahatafita azy.

👉Ny ray (miezaka) tsy mampihanta fa mitaiza.

👉Ny ray no mampianatra antsika hahari-pery

👉Ny ray no mampathasiaro antsika mandrakariva ny fitiavana ny loharano nipoirana. Ny tanindrazana.

🔴🔴 Ireo antony ireo no mahatonga antsika rehefa lehibe vao tonga saina fa marina daholo ny tenin'i dada fa hay izaho taloha no tsy tonga saina. Araraoty ny misaotra sy mitia azy dieny mbola velona izy.

Address

Tana
Antananarivo
101

Telephone

+261348358128

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DeeMikx Kayra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to DeeMikx Kayra:

Share

Category

LOVE MUSIC

Passionné de musique, j’ai choisi le métier de DISC JOCKEY. Prêt à donné le meilleurs de moi même pour vous faire plaisir et gardé des souvenirs inoubliable a votre fête. Futur DJ PRODUCTEUR