Trader Gasy

Trader Gasy Malagasy Lasa Lavitra amin'ny Trading no Tanjona na M L L T T

Za zay
10/10/2024

Za zay

19/08/2024

Manomboka anio ny fapianarana Trading ka par video no ampianarana azy AZ ka mila MI-ABONNE SY MI-JAIME NY PÄGE ianareo tia ho lasa lavitra @ TRADING manasa anao ary hanaraka tsara ny fampianarana voalohany

19/08/2024

Manomboka anio ny famapianarana Trading koa mila MI-ABONNE sy MI-J'AIME ny PAGE ianareo tia ho lasa lavitra @ TRADING manasa anao ary hanaraka tsara ny lesona voalohany izay tena ilaina indrindra raha tia ho lasa lavitra ianao misaotra tompoko.

19/08/2024

Manomboka anio ny fapianarana Trading ka par video no ampianarana azy AZ ka mila MI-ABONNE SY MI-JAIME NY PÄGE ianareo tia ho lasa lavitra @ TRADING manasa anao ary hanaraka tsara ny fampianarana voalohany

...IREO TOMBOTSOA 3 LEHIBE AZO AVY AMIN'NY SIGARA !...1-👍Tsy mety antitra ny mpifoka sigara2-👍Tsy mety lanin'ny alika ny...
01/06/2024

...IREO TOMBOTSOA 3 LEHIBE AZO AVY AMIN'NY SIGARA !...
1-👍Tsy mety antitra ny mpifoka sigara
2-👍Tsy mety lanin'ny alika ny mpifoka sigara
3-👍Tsy mety tratran'ny vaky trano ny mpifoka sigara
👉👉👉👉FANAZAVANA👈👈👈👈
1-⛔Tsy mety antitra izy satria maty tanora nohon'ny aretina maro mety azo amin'ny fifohana sigara !
2-⛔Tsy mety lanin'ny alika izy satria mora malemy ny hozatra ao aminy hany ka mitondra tehana izy rehefa mandeha ka izay alika mahita azy dia mitsoaka fa matahotra ilay tehana !
3-⛔Tsy mahasahy miditra ao an-tranony ny mpangalatra satria izy mikohaka foana mandritra ny alina, eny fa na dia efa tena any amin'ny lanitra fahafito aza dia mbola mikohaka foana. Manelingelina ireo mpangalatra izany satria tsy fantany mazava hoe amin'ny fotoana
inona no tena matory ilay mpifoka sigara...!!
Zarao, aparitao sao mahasoa ny hafa...

Toyota Hilux Confort Année 2022, Sortie Concessionnaire (SICAM) à vendre.- Hilux Confort 05 places.- Moteur 2.4 L / 150 ...
27/05/2024

Toyota Hilux Confort
Année 2022, Sortie Concessionnaire (SICAM) à vendre.
- Hilux Confort 05 places.
- Moteur 2.4 L / 150 CV.
- Boîte de vitesse manuel/Diésel/6 rapports.
- Blocage différentiel arrière.
- Kilométrage 27 000 km
- Avec Canopy et bedliner.
- Entretien à jour (SICAM) et voiture en ville.
Si intéressé, tél 0348551409
Tompony direct

Les Frères de Bon'Ami sont la
30/04/2024

Les Frères de Bon'Ami sont la

C'est peut-être ce qu'il a ditj'oublie Pas de problème Je dois juste rentrer à la maisonC'est peut-être ce qu'il a ditje...
30/04/2024

C'est peut-être ce qu'il a dit
j'oublie

Pas de problème
Je dois juste rentrer à la maison

C'est peut-être ce qu'il a dit
je parle de

Pas de problème
je ne suis toujours pas mal

La vie est mauvaise
Pas facile
Dès qu'il s'éloigne
Il ya beaucoup de personnes
Mais ceux qui se découragent facilementCe n'est pas fait
Mais en arrière-plan
À ton tour

C'est peut-être ce qu'il a dit
Je cultive de la laitue en (2)

Pas de problème (2)
S'il te plaît, laisse-moi boire un verre

C'est peut-être ce qu'il a dit
je suis tellement paresseux

Pas de problème
Je suis désolé

La vie est mauvaise
Pas facile
Dès qu'il s'éloigne
Il ya beaucoup de personnes
Mais ceux qui se découragent facilement
Ce n'est pas fait
Mais en arrière-plan
À ton tour

C'est peut-être ce qu'il a dit
Je peux grimper facilement

Aucun dommage à
Je fais pousser des fleurs de laitue Bon'Ami Inspiration🍻

30/04/2024
oui ce moi
30/04/2024

oui ce moi

19/04/2024

NY FOMBA TROTRA INDRINDRA HAFAHANA MIASA NA MIANATRA NA KOA AMOROMPONENANA ANY CANADA ARAHO ARY NY VIDEO

Oui ce moi reste toujours Bon'Ami
09/04/2024

Oui ce moi reste toujours Bon'Ami

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trader Gasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share