StepOne

StepOne Laissez-vous séduire par notre sélection ! 😗😉

StpOne dia orinasa Malagasy niforona t@ janoary 2023 misehatra manokana ao anatin'ny tontolon'ny Lamaody sy Varotra, Indrindra ireo lamaody sy kojakoja mahakasika ny vehivavy .

30000ar ny vidiny raha  ̶3̶5̶0̶0̶0̶ar teo aloha 😍 Aza miandry ela intsony ary fa efa ho avy koa ny fety an,☑Tsidiho ny p...
26/03/2024

30000ar ny vidiny raha ̶3̶5̶0̶0̶0̶ar teo aloha 😍 Aza miandry ela intsony ary fa efa ho avy koa ny fety an,
☑Tsidiho ny pejy fa maro hisafidianana ao

19/03/2024

30000ar ito😍
Tongava ao @ mp haingana fa vitsy tena vitsy sisa 😊

👜💡 Sacs à Main: isan'ny torena feno bakteria 💡👜Fantatrao ve fa isan'ireo toerana feno "bactéries" ny ao anatin'ireny pôk...
15/03/2024

👜💡 Sacs à Main: isan'ny torena feno bakteria 💡👜
Fantatrao ve fa isan'ireo toerana feno "bactéries" ny ao anatin'ireny pôketrantsika ireny?😱Noho ny hamaroan'ny zavatra ampidirintsika ao antiny no tena antony voalohany mahatonga izany :lokomena, poti-kanina,taratasy, vola,finday sns ...raha araka ny fikarohana izay nataon'ireo manampahaizana.
😊Na iza anefa de azo atao tsara ny misoroka izany. Ireto ary misy " " vitsivitsy azo hanadiovana ny atin'ireny pôketantsika ireny:
💢Manàna fahazarana mifantina izay zavatra ao anaty poketrantsika ao ka manala izay tsy ilaina intsony.
💢Azo atao ihany koa ny mampiasa ireny "lingettes désinfectantes" ireny hanadiovana azy rehefa ilay mba manampotoana kely iny.😊
💢Hoan'ireo azo sasàna moa dia azo atao tsara ny manasa azy ireny matetika ary avela ho maina tsara alohan'ny ampidirana zavatra ao anatiny indray.
👉Ary ianao, azonao mba zaraina aminay eo @ commentaires ve ny "astuces" fanaonao hanadiovana ny anatin'ireny pôketra ireny?

Tsy mbola tapitra ilay tolotra remise 15% an.Izay rehetra hitanao ato dia mihena 15% avokoa ny vidinyAza tara ary fa ome...
13/03/2024

Tsy mbola tapitra ilay tolotra remise 15% an.
Izay rehetra hitanao ato dia mihena 15% avokoa ny vidiny
Aza tara ary fa omenay fahafampo be mihitsy ianao😊

Rehefa ilay kamokamo iny andeha hiasa de ny akanjo sy pôketra👜 atao mahafatifaty😍 fa miala hoazy izany hakamoana izany. ...
11/03/2024

Rehefa ilay kamokamo iny andeha hiasa de ny akanjo sy pôketra👜 atao mahafatifaty😍 fa miala hoazy izany hakamoana izany. Sa ahoana hoy ianao?
💢Aza hadinoina fa 15% be izao ny fihenam-bidy @ entana rehetra ato aminay hatramin'izao.Sady @ ilay mahafatifaty daholo an😊

📆Week-end izao,Misy ny hivoaka kely,misy ny hanao   😊be misy ny misafidy ny hijanona ao antrano ...samy manana ny mahafi...
09/03/2024

📆Week-end izao,Misy ny hivoaka kely,misy ny hanao 😊be misy ny misafidy ny hijanona ao antrano ...samy manana ny mahafinaritra azy e😊.Ary ianao,inona no mba tianao atao rehefa faran'ny herin'andro tahak'izao?
Mirary faran'ny herinandro ho anao

08 Martsa:Andro iraisam-pirenena hoan'ny zon'ny   📆👉Miarahaba manokana ny vehivavy rehetra izahay @ ity anio ity🥰👉Joyeus...
08/03/2024

08 Martsa:Andro iraisam-pirenena hoan'ny zon'ny 📆
👉Miarahaba manokana ny vehivavy rehetra izahay @ ity anio ity🥰
👉Joyeuse Journée Internationale des !
👉Happy International !

👉Vaovao mahafinaritra be indray no anombohantsika ny volana Martsa.💢Misy   ne fihenam-bidy 15% 🔥avokoa ny entana rehetra...
07/03/2024

👉Vaovao mahafinaritra be indray no anombohantsika ny volana Martsa.💢
Misy ne fihenam-bidy 15% 🔥avokoa ny entana rehetra ato aminay manomboka izao ka mandrapahatapitry ny stock. Oui 15% be izao satria tianay be ianareo😊
Aza tara fa vitsivitsy ihany no sisa an

Fantatrao ve fa manandanja be  fomba fitafinao ny   na ny   👜izay entinao? 🤔Feno   ao antrano fa rehefa tonga anefa ny f...
05/03/2024

Fantatrao ve fa manandanja be fomba fitafinao ny na ny 👜izay entinao? 🤔Feno ao antrano fa rehefa tonga anefa ny fotoana hivoahana dia vaky loha😨 oe iza no entiko? inona ny loko mifanaraka @ ireto akanjoko ireto? sns...
👉Ny qualité,ny lokony, ny paoziny eny fa na ny habeany aza dia tokony hifanaraka @ fotoana ivoahana, ny antony hitondràna azy ,ny toerana aleha, ary indrindra ny akanjo sy kiraro ampiarahana aminy.
😍Manomboka izao ary safidio tsara izay pôketra ho vidina, sy izay entina rehefa hivoaka ny trano ianao satria misy fiantraikany betsaka @ fihaingonao izany😊.
💢Aza misalasala ary mijery ao @ pejy fa sy maro voatsonga manokana no ho hitanao ao.

📆Herinandro vaovao, entana vaovao.👌  mety tsara entina miasa.👜Mafy, mateza, mahazaka tsara ilay entankelintsika isanandr...
15/01/2024

📆Herinandro vaovao, entana vaovao.👌
mety tsara entina miasa.👜Mafy, mateza, mahazaka tsara ilay entankelintsika isanandro iny ,no sady morabe 😍
Mandefasa hafatra miafina na manorata eo @ fa valianay daholo😊

Address

Talatamaty
Antananarivo
105

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when StepOne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share